KENDAO AMZAO ...

1. tsoupou ( 22/07/2006 03:33)
Tany afrika tany no niseho ny tantara, leo be ny vitsika amlé hitsahin'ny élephant foana ny fourmilière.
Dé nivory daolo ny vitsika fa oe hotafihina lé élephant.
Raha iny natory iny lé élephant dé nihanika daolo ny vitsika efa ho 100 000 000.
Naheno mangitikitika lé élephant be de nitsangana, sady nanifikifika be, nihintsana daolo lé vitsika
99 999 999, 1 zany sisa tsy latsaka.
Lé 1 tafajanona teo am tendan'lé élephant.
Dé nikikika be lé nihintsana rehetra oe KENDAO AMZAO HAINGANA ENAO
novalian'i tsoupou ny 02/08/2006 09:12
2. cherinah ( 22/07/2006 07:38)
tsss de nokendainy tokou ve ?
3. MTN ( 23/07/2006 17:38)
ha ha ha ha ha ha
4. kiali ( 24/07/2006 16:19)
:-D:-D:-D
milay elah ra tsoupou an!
5. tsoupou ( 02/08/2006 09:12)
Kiali:

milay elah ra tsoupou an!
Zay njay elà, tsoupou oa za fa tsy mahery zany na oe mlay :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0471