mahafinaritra ny serasera e!

1. chen ( 23/07/2006 14:10)
Tena tiako dia mamorina club na fanatanjahatena eto Madagasikara satria hitako tena betsaka olona.:arrow:
novalian'i sarobidy ny 17/08/2006 06:45
2. Ralay ( 23/07/2006 15:09)
Club na inona aloha zany tin'i toi aorina zany ry chen nygasy anie ka efa +de18 millions zao e :lol:
3. Aino ( 23/07/2006 16:12)
eny hoa ralay club na inn marina ry cher?
4. ravatorano ( 24/07/2006 04:55)
:idea:tena tsara ilay hevitra ary tsara raha mba mifankahita fana d izaay aza anie efa nanandrana kely an izay fa ilay toerana hanaovana ny fanazara tena no tsy hita miitsy hoe aiza fa bobaka ny namna no mazoto kah !:idea:
5. sarobidy ( 24/07/2006 08:58)
zà mety tonga de hirotsaka na tsisy tsanga-tànana aza.
6. majinikakely ( 27/07/2006 09:06)
zàkoa hanaraka an i sarobidy ooooo
7. Fiffi ( 30/07/2006 20:16)
chen:
Tena tiako dia mamorina club na fanatanjahatena eto Madagasikara satria hitako tena betsaka olona.:arrow:
:roll: "mahafinaritra ny serasera ? nefa club any dago ?


8. arson ( 01/08/2006 12:23)
fiffi:mafinaritra be hoe ny miserasera eto e.de te hanangana club izy.
ralay,aino: efa lazainy io kosa e! clubna fanatanjahantena fa inona indray e! raha sport inona de zay za vo dakoro oe diso izy.
chen:tena mahafinaritra izany vina2nao zany.=D=D=D=D=D
9. sarobidy ( 17/08/2006 06:45)
aiza ihany le club fa za nge efa miandry e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6628