Miady an-trano ny AREMA

1. rabaradaka ( 24/07/2006 06:03)
Tsy takona afenina intsony dadatoa ny ady an-tranon'ny AREMA. Angamba dia izay no vita amin'izy ireo satria totohondry sisa no tsy nitefoka teny Soanierana, inona ny antony, hoy ianao, tsy inona fa ny filatsahan'inbgahy Rajaonarivelo. Miady ny mpomba an'ny Ratsiraka Didier sy ny mpomba an'ingahy Rajaonarivelo Pierrot. Asa aloha fa dia ho hita eo ny tohiny. Rabaradaka kosa tsy mbola AREMA mihitsy an, hafa ireo efa AREMA no nivadika toa ireo Ministre maromaro ankehitriny, ireo député maromaro AREMA lasa TIM, ireo Directeurs sy Secrétaires généraux AREMA niova loko ho TIM, ianao mamaky ny hafatro io koa. Ampiko kely, ny Maire Patrick RAMIARAMANANA koa mbola tsy AREMA toa an'ny rabaradaka
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:14
2. xxx ( 25/07/2006 19:05)
IYE OYE MOA KA TSIZANY VA MARINANZANY :-D:-D fa rabara osa angamba mety varema e ?
3. fijo ( 25/07/2006 20:48)
ka aza mibaradaka ary sao tafiditra anaty ady ao koa
4. rabaradaka ( 26/07/2006 04:17)
Asa aloha fa be ihany, hoy ilay tsy mahay manisa izay namadika palitao izay ary ny ankamaroan'ireo cadre ambony na haut employé de l'Etat ange ka exAREMA daholoa e ! Mba e !
5. majinikakely ( 26/07/2006 08:54)
ny adi antranonny AREMA v no tian drabarasaka kozina sa ireo mpivadika palitao e !
tsiazoko :-@:-@:-@
6. fijo ( 26/07/2006 18:11)
ny arema mivadibadika palitao :-D:-D:-D
7. majinikakely ( 27/07/2006 09:03)
:-D::-D:-D:-D:-D
zany tokoa an !
8. fijo ( 27/07/2006 19:50)
sady bobaka ry zareo an
9. mandrindra ( 27/07/2006 21:22)
izy daholo zany e
10. fijo ( 28/07/2006 19:10)
io mihintsy no mahavoa ny any .
tsy tsangan kevitra no tohanana,fa tsangan'olona,hany ka raha vao tsy eo ilay olona nitarika"arema "izao,fa "tim" rahampitso,dia rava ilay antoko.
11. prime ( 01/08/2006 08:49)
fijo> marina tanteraka...
mikasika ny ady an-trano dia fomba fiady politika io fa sao fanina eo ianao rehefa avy mibaradaka... :-D:-D:-D
12. fijo ( 01/08/2006 20:35)
ho ho ho,samy miaro ny sezany io e
13. prime ( 02/08/2006 08:59)
fijo> azfd, ho an'ny rbrdk ilay teniko io ambony io kah! :-D:-D Mikasika ny fiarovan-tseza moa dia efa fantatra tokoa fa fitiavan-tena no betsaka fa ny tanindrazana izany @ faran'ny liste des centres d'intérêts an-dry leirony mihitsy...
Mbola "diversion politique" koa io miady an-tano io @ izay ny fitondràna tsy mivaky loha fa mandefitra hoe avelao aloha hiady an-trano ao nefa manomana programme commun mahatsiravina ireo ao, hivory ao @ foibe akfm-kdrsm ny 3FN, dia ny arema no ho betsaka ao nefa...
14. fijo ( 02/08/2006 18:54)
ka ry lerony anie efa tsy tian'ny olona e,izay no tena olany.
15. rabaradaka ( 07/08/2006 06:39)
Hoy ity razoky ity hoe "tsy tsangan kevitra no tohanana,fa tsangan'olona". Fa iza no mitondra ilay hevitra biby ? sa Gisa sa omby ? Olona ihany ange ! Fiten'ny AREMA io averin-drazoky io. Fa na izany na tsy izany mba mihainoa ny resakolona ihany nareo
16. prime ( 07/08/2006 11:30)
Miantso ny vahoaka ny MFM tohanan'ny mpitolona AREMA (sampany voalohany) hanery ny fanjakàna mba iverenan'i Deba fa tsy misy mahatafarina ny zava-misy ankehitriny hono raha tsy eto izy... Mahagaga... :-w:-w:-w
17. fijo ( 08/08/2006 17:39)
za koa dia tena gaga nahita io resaka io?????
18. Achia ( 09/08/2006 15:37)
misy zava miafina zeny ao :-P
19. fijo ( 09/08/2006 20:26)
polifika be izany le
20. prime ( 10/08/2006 09:22)
Fa tsy miady an-trano izany ny arema fa vaomaika ireo hanao toy ny t@ andron'ny kominista fa jereo tsara...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.492