Miady an-trano ny AREMA

21. fijo ( 10/08/2006 20:06)
avela hanao e
22. prime ( 11/08/2006 10:41)
hitanao izany... vita omaly hono ny charte des partis politiques avec 24 signatures... he!he!he!
23. fijo ( 11/08/2006 20:36)
tsy mahafehy azy io.
24. jimtex ( 14/08/2006 07:02)
prime:

Miantso ny vahoaka ny MFM tohanan'ny mpitolona AREMA (sampany voalohany) hanery ny fanjakàna mba iverenan'i Deba fa tsy misy mahatafarina ny zava-misy ankehitriny hono raha tsy eto izy... Mahagaga... :-w:-w:-w


Ny MFM manohana AREMA OK fiovana mahagaga izany na dia atao hoe fitadiavan-tseza aza.Radidy kosa mba ok'izay ra nomeny an'iPIERROT io efa lasa lavitra.Izahay tsy mila dinausaure ny AREMA miverina eo intsony .Reo le tsy mankasitraka ny SN ireo anie ka tony le AREMA masoandro mody itony e!.Io izy senateurs io nefa tsy mampanongo tena.POUBELLES maro no omanina ho an'ireo fa miomana ny voirie .
25. fijo ( 15/08/2006 21:11)
ka nareo arema sa inona marina e.
26. prime ( 16/08/2006 13:33)
Raha vao deba no miteny eo dia mangina daholo ireo...
27. fijo ( 16/08/2006 22:14)
de mbola "mare(ni)na izany ko
28. prime ( 17/08/2006 09:58)
i pierrot anie fantatra hoe mahay fa tsy manana ilay charisme mahafehy ohatry ny raindahiny ihany e...
29. fijo ( 22/08/2006 23:51)
sady ny arema namany ihany anie no manohitra azy e
30. prime ( 24/08/2006 08:58)
oui chef... c'est vrai chef...:°)
31. fijo ( 29/08/2006 22:15)
dia izao misy milaza ny hanoa ezaka ny hampivondrona ny antoko indray hono,ka asa e
32. prime ( 30/08/2006 08:56)
Raha mbola velona i deba dia izy ihany no mahavondrona an\'io...
33. fijo ( 30/08/2006 21:54)
ka izy anie velona fa efa malemy e.eo ny olana.misy ny tena mbola miantehatra tanteraka aminy.misy ny efa mitady amadika ny pejy,ka mijery ny hoavy.dia eo mifampivandravandra eo.
34. prime ( 31/08/2006 11:38)
Fijo> Andraso kosa aloha e... Raha "physiquement" dia marina ny lazainao hoe efa reraka na malemy ihany izy... Fa raha resaka politika, tsy malemy izany mihitsy izy... Fa ny mpanohitra mizarazara io aza anie i zafy no mampirohoroho saina ny maro e, nefa tsy gabarit'any sy tsy ananany mihitsy ilay "sens de leadership"...Fa na ny AVI, MFM, leader, Fanavaozana...sns eny fa na ny TIM aza, tsy manana ahiana ankoatran'i deba ireo... Raha samy izy dia tsy mifampatahotra loatra hoe ahoana fa raha vao hoe deba dia ranga b daholo... Fa na i frantsa manambitamby an-dra8 io aza mbola matahotra azy ary nanao clause manokana taminy mba tsy hiverina aty dago... (ankoatr'izay fifanarahana manokana entre deba sy ra8)...
35. fijo ( 01/09/2006 22:37)
ekeko ary fantatro fa misy io fifanarahana nataon'ny frantsa taminy io.
fa raha politika tsy dia hinoako loatra intsony ny tena heriny.aty anie ry akama ka matanjaka be ny mbomba an'i pierrot e.raha ny samy mena no resahako eto.ary ireo ihany dia mahafay azy.
marina fa ny mpanohitra any mada mbola matahotra azy "resaka vola io"fa raha ny tena hery efa i pierrot izao no deba
36. prime ( 04/09/2006 10:47)
Ok... no comment!8-):-P
37. fijo ( 06/09/2006 21:18)
izay letsy no tena itako hoe olana amindry zalahy ireoan.le olona misy sanjila handresy an,tsy hafaka mody fa vao mitontona dia rojo.
ilay efa tsy mahefa intsony no atosika foana,nefa na ny akamany ao aza tsy mahita izay hilana azy intsony.
38. prime ( 08/09/2006 11:49)
fa i pierrot indray aty d somary ts d tena mbola itokisan'ny olona, fa mbola betsaka no miandry an'i deba... fantatra ihany hoe pierrot no grand fa ny arema @ ankapobeny d mbola ny tranainy ihany...
39. fijo ( 08/09/2006 21:23)
ka izay wa le olana.i deba nefa efa tena tsy ao intsony,na arabatana ,na eo amin'ny mpiarabelona.mila fiovana izany,io fiovan aio nefa tsy eken'ny sasany.ka dia mihitsoka eo,nefa zavatra tokony hiroso hatrany fa tsy mitsahatra eo
40. rabaradaka ( 09/09/2006 08:29)
Io ary ilay lazaiko anareo, vaky ny AREMA : i dadatoa deputé atsimondrano hanohana an-dRavalo. Inty eo aho fa i Ratsiraka mety hanohana an-dRavalo koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0556