BOKY TANTARAN'ANDRIANA ???

1. tsoupou ( 22/07/2006 06:35)
Iza ry reto no afaka mba manoro ahy izay mety ahitako lé boky tantaran'andriana iny, raha version électronique izy tena vao maika mety tsara amiko mitsy.
MBA VONJEO E
novalian'i ferrari ny 31/08/2006 19:52
2. pissoa ( 22/07/2006 07:12)
Izaho koa mitady an'io!

http://users.cwnet.com/zaikabe/lova/fizaha1.htm#ITKI
Tteo zah no namaky taloha, fa izao ilay izy lasa "not found" ny ankabeazany :(
3. xxx ( 22/07/2006 07:46)
4. xxx ( 22/07/2006 07:48)
diso kely:
esorina ilay http:// mihoatra @ ilay link voalohany:
http://users.cwnet.com/zaikabe/lova/p0005.htm

5. xxx ( 22/07/2006 07:53)

misy version CD-ROM:
http://www.geocities.com/tantara_ny_andriana/
6. fens ( 22/07/2006 13:18)
Fa enao io lou aiza mipetraka? ra eto mada de bedabe no ahitana io; ohatra archives nationales, bibliotheque universitaire (fonds locales) sinon ao amin'ny bibliothèque ny histoire ankatso.
zay fa mazto, misy version karazany io!:D
7. sipagasy ( 22/07/2006 16:06)
mmhhh ny ahy tsy ilay "consultena" ny ilaiko fa ilay ho ahy ao an-trano e! miaraka @ "tome" tsy haiko firy isa.....
8. FILIGASY ( 23/07/2006 13:59)
Mety misy Tantaran'ny Andriana eny Ambohijatovo fa omano ny vola million kely raha Tomes maromaro no ilainao. Lafo vidy be io boky io satria patrimoine historique an'i Madagasikara. Ny eny @ BIbliothèque d'Histoire dia tsy complet fa TOme 2 et 4 ihany. Za manana 4 Tomes fa tsy amidiko fa consultation ihany e ...
9. naritsimba ( 24/07/2006 04:17)
Zà manana Boky Tantaran'ny Andriana ilay 2ème edition nivoaka efa ela be fa tsy azo ampindramina fa tsy maintsy any amiko no mamaky azy.
Zà aloha dia eto Tana e!
10. soanja ( 25/07/2006 02:14)
Naritsimba a, ahoana ihany ilay cours Kabary fa toa tsy valianao mihitsy ary amin'ny dinika manokana nefa zah tena vonona. Azafady fa oro size fa mba tena mangataka fanampiana aho. Misaotra mialoha o.
11. xxx ( 25/07/2006 19:33)
Soanja anô mila kabary mandhagna toliary agny avao angny ro fegno :-P
12. soanja ( 26/07/2006 13:09)
Kabaro ny any atsimo fa tsy Kabary ka. Be an'io aty aminay (Lima beans) dia tsy voatery ho any intsony aho fa misaotra na dia izany aza. :-*
13. fijo ( 26/07/2006 20:00)
soanja,efa nandefa io "cours "io naritsimba,ary izahay dia efa manana izao.
14. soanja ( 27/07/2006 08:26)
Zany hoe ny tian'i Fijo resahina dia hoe tsy hanome intsony Naritsimba satria efa nisahirana teo izy nizara. Dia mba ahoana izany izahay tonga taty afara? Zah anie ka vonona ny handoa vola e. Tena ilaiko amin'ny asako mantsy io. sa ve tsy voavidim-bola ny kabary? Sambatra aho raha mba mahy mikabary! Fijo zarao izay any aminao!
15. fijo ( 27/07/2006 20:00)
soanja,tsy handoavam bola io,fa,jereo ao amin'ny kolontsaina,dia jereo ny resaka tahiry fa misy any.
16. soanja ( 28/07/2006 00:26)
Nanao search aho teo tany amin'ny tahiry dia zavatra tsy misy link daholo no azoko. Zany hoe zara raha nisy fanazavana. Mety tsy ilay izy anagamba no hitako. Zaho koa aloha tena mbola votsa raha ity resaka tech ato amin'ny serasera ity. Na izany aza misaotra Fijo , aleo rehefa tonga any Mada aho mianatra.:-*:-*:-* Fa ny ahy tena mila misy mihaino sy manadina no tadiaviko amin'izay aho afa-kenatra.
17. Herimiafina ( 28/07/2006 22:31)
Te hianatra mifanotsafa sy kabary angaha njy retsy ry soanja? :-*:^)
18. soanja ( 29/07/2006 01:10)
Ie. HM angaha mahay? Ireny mampisana vava ireny no tadiaviko ianarana. Sao mba afaka manampy ahy Ise?
19. Achia ( 29/07/2006 05:08)
ka tsy nde hamorona dinika fanasambava ry soandra 8-)
20. soanja ( 01/08/2006 04:42)
Efa misy dinika anie any fa fiangaviana no nidirako teto e sao mba mahazo valiny ato fa ehe. Tsy maintsy hianatra any Tana ihany izany Soanja.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0938