Europe: kanosa- coward - feigheit - couard

1. LazaDaddy ( 20/07/2006 23:18)
Europe, thy name is cowardice: http://www.timesonline.co.uk/article/0,,2092-1723842,00.html

Europa, dein Name ist Feigheit: http://www.welt.de/data/2004/11/20/363020.html

Tsy misy dikateny Frantsay fa menatra angamba ry zalahy andika an'io. hahaha!

Ny dikateny Gasy ho avy amin'ny manaraka :)
2. tsoupou ( 21/07/2006 07:58)
Tokony nasian-là fanazavana fanampiny fa za zô sady tsy kopy teny anglisy no tsy kôpy tena alémà ko. :-w :-w :-w
3. cutie ( 21/07/2006 18:06)
za koa miandry dikan-teny gasy :-D
4. Herimiafina ( 22/07/2006 12:21)
Tsy mila dika teny gasy kah, ny gasy tsy europeana tsinona! hehehehe:-D
5. cutie ( 22/07/2006 18:12)
ary za vo saika hiteny an;io we za tsy eropeana de tsy mivaky loha @ zany :-D:-D:-D
6. naughtyboy ( 23/07/2006 10:15)
fomba fijeriny anglo-saxon any eropa zany ty resaka ty zay vohiziny politika mahery vaika(financial crackdown)ampikorotana ny ao afovoany atsinanana sy ny iadina @asa fampihorohorona erantany,fomba sy tetika mahazatra @ vondrona politika reo firenena matanjaka toa ny usa ,uk itadiavana akama hafa eto eropa zay efa leo ny ady lehibe t@ taonjato lasa zay liana kokoa @ fanambarana any eropa ho 1
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1741