MAMO A

1. tsoupou ( 21/07/2006 08:43)
Nisy mamo zay, zoma manifika io andro io. Katry be razoky, nefa izy nitondra daba nandé nirevy.
Niantso ny tao am centrale izy.
Razoky : Allo, centrale zao ??? (bada lela be fa katry an)
Centrale : Ie, ahoana no atao anao zay ramosé ???
Razoky : Tsy izany mantsy fa nalain'dry leirony daolo ny zavatra tato anaty dabako teto am 13mai é, lasa ny volant, ny tableau de bord, ny pédales, ny radio, sns ...
Centrale : Hay, ary enao zany nge ka mamo e
Razoky : Tsy mamo a ka, sady notapahan-drazoky ny téléphone
Afaka 1 heure, efa nisavasava lé toaka
Razoky : Allo centrale ???
Centrale : Ié, tsy enao ve lé mamo teo ???
Razoky : Ie, za iny fa tsy mamo a ka, fa naika hiteny fotsiny oe tsisy very kay fa za tany am banquette ariana no nipetraka le teo dé tsy hitako lé volant
novalian'i Achia ny 24/07/2006 18:59
2. IRAVOANA ( 21/07/2006 09:04)
milay le blague fa misoatra e!
3. tsoupou ( 21/07/2006 09:11)
Miezaka ny ampiravoravo ny namana rehetra e :D
4. kiali ( 21/07/2006 18:50)
milay eh
5. booboo ( 21/07/2006 19:47)
:-D:-D:-D
6. tsoupou ( 22/07/2006 07:18)
Tandremo ary amty week-end ty so dé miboobooka be dé otran'io ko an =))
7. Achia ( 24/07/2006 18:59)
efa hitako t@ tokelaka io e ! :-D fa milay no nanaovany azy a :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1936