Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bilitika, milahatra araka ny daty
bilitika ( 21/07/2006 07:52)
zanako vavy (mahaleo)
:oops: ho an'ireo manan-talenta amin'ny mozika, sao dia mba misy manana ny tondrom-peon'ny hira "zanako vavy" an'ny Mahaleo, ny tonony no efa azoko(misaotra ny serasera). MISAOTRA BETSAKA E!!! ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/08/2006 04:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.022