les ancien du bahut bis e!

1. ja ( 20/07/2006 20:06)
toa tys hita intsony ireo mpilalao beloty tao andohalo e!
size efa nande tiy an!fa mba tiako averina fotsiny
ho ani'zay nanadino ity ny siten'ny lycée
http://lebahutmg.free.fr/

dia manantena antsika zany:wink::wink:

novalian'i sipagasy ny 24/09/2006 11:54
2. rivelino ( 21/07/2006 04:16)
Waza!
Za zao no anisan' ny acro @ belote teny @ Gallieni fahiny:wink::wink::wink:! io no taranja ts nahafahako BACC t@ voalohany(1997)! Ts taraiky mits n bandy t@ io na h@ zao aza! Mbola tadidiko foana reo akama ekipa solida t@ zan fotoana zan...!
Zay lets r zalahy fa d manantena indray androany fa his retrouvaille ho antsika anciens bahuts mba hitafàna sy hifampizara n soa s mahafinaritra e!
A+
3. mamzelkely ( 21/07/2006 06:34)
hummm ary efa hitako teny angeh zany i rivelino eee za 1998 no niala teny sady teny no tena nahaizako belote malaza mits tsika mpianatra gal amin'io belote io loza ko :-D:-D

fa zany we za ts mahatadidy ny ankizy niara-nianatra tamiko trony afatsy vitsivitsy sisa:oops:
4. johan ( 21/07/2006 09:18)
za ko teny! sady bacc 1997 za! zay tao @ le classe TC4 le tsy nisy afaka bacc na 1 aza! teo @ zaridaina ny androtokom-piainana manao belote sy pôlisy de mihinana lifoo lol lol
5. rrgmt ( 21/07/2006 12:55)
:roll:Marina tokoa fa tamin'ny andronay 1973--1980,izay tsy tsy mahay belote dia classé vehivavy ry zandry isany, sady tsy izany ihany fa atao koa ny Poker::-D
6. Mifenty ( 21/07/2006 13:25)
rrgmt:
Marina tokoa fa tamin'ny andronay 1973--1980


milay b ny miaino io expression io hihihi tamin'ny andronay


mpanafika bahut
7. mamzelkely ( 21/07/2006 13:36)
johan enao angah aôna aa hatram zao mbola ao fôna i lifoo :-D:-D
8. xxx ( 21/07/2006 13:54)


alazako am johanna io jonah io fambola mitady ikoty sipa ato ndray . JOhan manko e.
9. dadabe ( 21/07/2006 14:00)
Ja :wink::*

zah klou tsy bahut e :( fa zah ancien :wink:
10. Mifenty ( 21/07/2006 14:06)

ar ataon lah inn ja le
11. ja ( 21/07/2006 15:41)
mifenty>hihi

humm lifoo,tena tsy tadidiko indray iny kle!loza
za oa mba mpianatry gal ihany fa tsy bo mahay beloty e!nefa ny bandy niray kilasy tamiko tena accro mahintsy!
mbo nijery2 ihany fa hehehe tsy mahay
12. Mifenty ( 21/07/2006 18:51)


zany v le hummm
13. dadabe ( 24/07/2006 02:35)
mifenty orohako less izy a :wink: zah sy Ja anie lety miaraka e :-w:-$ :-D
14. rivelino ( 24/07/2006 03:40)
mamzelkely:
ar possible efa nifankahita tsik zan fa ts nifankafantatsa kou!.... nefa d eo anjaridaina foana n mitangorona ra vo mis irika ts hibossina kely:-D:-D:D Kay tadidinao h@ i Lifoo kou he he! fangah mbola any foana le zalahy iny?:-D:-D
15. mamzelkely ( 24/07/2006 05:03)
rivelino f'inn za klou efa leo ee za tsinn eny akaiky eny ihany :-D

za de accro belote teo am zaridaina teo fôna mahamenatra :-D sady refa le recre iny de mitsorika mody fôna fa akaiky trano klé :roll::-D:-D
16. rivelino ( 24/07/2006 12:55)
mamzelkely:
enao wa ataoko CAPOT foana ra vao micontre anah!:-D:-D:-D toundé SANS A NA TOUT A CONTRE foana!:-D:-D:wink:
17. mamzelkely ( 24/07/2006 13:10)
sans a tout à contré :-D:-D:P
18. johan ( 26/07/2006 05:12)
rivelino : mamzelkely : tam'zay teny de 11 pour le prix de 10 ny lifoo fa zao no tsy haiko intsony! :lol:
ary nareo ve mba mpividy mofo bôll le eo anoloan'ny vavahady? zay bedebe no indray makeo de tsy tadidin'le mpivarotra hoe firy no nalainay hihihi!
raha atao zao ny kaonty de tena mety ananan'iny bandy iny eo @ 25 mille eo za. :-D

xxx: hihihi tsisy drague mintsy eo na ny iray aza :lol:
19. xxx ( 26/07/2006 13:13)

alazako am Johanna ndray elah fa tsy vitan mpikoty sipa

fa hay mbola manambaka madinika ndray
20. mamzelkely ( 26/07/2006 13:22)
johan le lifoo no atao hoe ny vidin ts miova ny hangôdany no mihena :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0903