les ancien du bahut bis e!

21. xxx ( 26/07/2006 14:04)


malaza ndray le adalabe ty a
22. rivelino ( 01/08/2006 11:31)
fanga lery(lifoo) mbola ao fona?:D:D:D
23. mamzelkely ( 02/08/2006 07:03)
mbola any tsara mits izy ko :-D:-D
24. kelly13 ( 11/08/2006 15:32)
héééé, za kou nge mba tao e! fa heritaona fotsiny. d za tsy d mahay belote fa mampiady couleurs kosa haiko a d za kou mahay mingitrika beuuuu!!! hihihihi!!!
25. xxx ( 14/08/2006 12:15)
kelly

tsy ancien zany lah
26. mamzelkely ( 16/08/2006 07:05)
fa aôna izy ry xxx no ts ancien efa nianatra tao izy ko sa ve we refa ts maahy belote de ts ancien bahut :-D:-D
27. kelly13 ( 16/08/2006 09:21)
xxx> za rangà ancienne tao a,za tsy t halala a!
:-P ^^ :wink:
28. xxx ( 17/08/2006 08:12)
ancienne izy fa tsy ancien lol
29. kelly13 ( 17/08/2006 14:53)
lolll teny diso tsy mba kabary :wink::P
30. dadabe ( 20/08/2006 19:55)
Mpandefa : johan [ Valio ] 26-07-2006 16:12:55
Lohateny : Re : les ancien du bahut bis e!
rivelino : mamzelkely : tam'zay teny de 11 pour le prix de 10 ny lifoo fa zao no tsy haiko intsony!
ary nareo ve mba mpividy mofo bôll le eo anoloan'ny vavahady? zay bedebe no indray makeo de tsy tadidin'le mpivarotra hoe firy no nalainay hihihi!

ary koboko io le mpivarotra milaza hoe 11 pour le prix de 10 io le , le kofiboay somary maka endrika karana zay lery hahaha :°):°) mpivarotyra mofo sakay :-D
31. belahasa ( 22/08/2006 19:50)
:-D:-D:-D:-D:-D
32. kitinna ( 20/09/2006 09:42)
milay zany zalah a, za ko androany vo sendra nahita ti forum ancien'ny gal ti ka, tadidiko daoly ny revy nianga teo , ry lifoo de tadidinnlisany ko ve ra mbosa e, le pivarotra sambosa iny. Zay lesy zalah defa 10 taona sahady no nialana tao le, Ra misy misy TD3 96 97 tao na 1e D1 95 96 na 2nd 11 94 95 de mbo asio sira fa milay e. 8O
33. sipagasy ( 24/09/2006 11:54)
de izaho koa izany mba tao e! t@ 1990 no niala tao, dia izay mahita ny sariko any ho any aza dia iza avy ny mpianatr'i mamanay??? hihihi TC4 mmhhh ngamba mpianany izany raha io hitako io hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6157