O O O O O
1. tsoupou
(
21/07/2006 08:51)
Indray andro hono mpitondra malagasy nisy nibahana (gener, empecher, ...) zay, mba voafidy hanokatra ny jeux olympiques, dé nomena an'azy lé kabary hatao am teny frantsay. Tsy iz no namorona lé kabary mazava oazy fa olona hafa fa anjarany fotsiny no mamaky anlé izy
Préz : O O O O O
Conseiller an'i JO (sadaikatra be mitsy an) : Azafady mr le président fa tsy vakiana iny fa lé logo an'ny jeux olympiques iny vakianao iny zany
:-@ :-@ :-@
Préz : O O O O O
Conseiller an'i JO (sadaikatra be mitsy an) : Azafady mr le président fa tsy vakiana iny fa lé logo an'ny jeux olympiques iny vakianao iny zany
:-@ :-@ :-@
novalian'i tsoupou ny 22/07/2006 03:23
3. booboo
(
21/07/2006 19:46)
:-D:-D:-D
vale > lé logo, anneaux olympiques, noeritreretiny ho lettre " o " dia novakiany tsirairay hoe ô ô ô ô ô hihihihihihihihihihi
vale > lé logo, anneaux olympiques, noeritreretiny ho lettre " o " dia novakiany tsirairay hoe ô ô ô ô ô hihihihihihihihihihi
4. tsoupou
(
22/07/2006 03:23)
Vale:
tsy azoko tsara le tantara
Booboo:
lé logo, anneaux olympiques, noeritreretiny ho lettre " o " dia novakiany tsirairay hoe ô ô ô ô ô hihihihihihihihihihi
Marina zan
