BAO ANGELE

1. Andriambelo ( 21/07/2006 07:08)
Maromaro ihany ny sehatra nandramako fa na samy tsy nisy nahafa po aza, ny serasera no azoazo indrindra.
Mba mitady ny tononkiran'i Bao Angèle, tsy haiko ny tena lohateniny, fa miatomboka amin'ny hoe "Raha mijojo ny orana an'ala" (?), miafara amin'ny hoe "Milentika re ny masoandro ee, hariva tokoa 'zany andro".
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 06:50
2. sarobidy ( 22/07/2006 07:03)
Tena efa niasa saina be mihitsy aho fa toa tsy mety fantatro mihitsy ny tononkira tinao angatahana .
3. sokina ( 23/07/2006 21:03)
Efa ela tokoa io hira io satria t@ 35 taona lasa izay no nandrenesako azy. Inty no tsaroako t@ tonony:

Raha nitsoaka ny rivotry ny ala,
Dia nirotsaka koa ny fanala,
Ka ny rahona sendra nandalo,
Sy ny vorona izay mba nikalo,
Nilentika re ny masoandro, e,
hariva tokoa izany andro.
:D
4. Andriambelo ( 24/07/2006 13:06)
Tsy misy "fonts" hanoratana solfège eto dia ataontsika Tonic-Solfa aloa. Mankasitra sy mankatelina ry Sokina, na tsy mbola feno aza io.
12/8
:s:s|d':d':d'|d':d':d'|d':d':-|-:
Ra(ha)nitsoka ny rivotry ny ala
:t:t|d':d':t|l:l:f|f:m:-|-:
Dia nirotsakakoa ny fanala
:s:s|s:s:s|l:l:s|l:t:-|-:
Ka ny rahona sendra nandalo:s:l|t:t:t|d':t:d'|d':t:-|-:-:
Sy ny vorona zay mba mikalo
:s|d':d':d'|d':d':d'|d':-:-|d':t:
Nilentika re ny masoandro e
:l!s:s:l!s:f:m!r:m:-!-:-:-!
Hariva tokoa 'zany andro
5. pearslove ( 01/08/2006 16:02)
GREAT WISHES,

Hi dear I do hope that this mail of friendship introduction finds you and all around you in the most convenient state of health, ok. Believing you are fine and living pretty good, nice to write you because your profile caught my attention. I want to be your friend, for friendship cannot be seen or even be touched; it must be felt within the heart. I do very much believe you will feel same way. Wow, friends are like clothes, without them you feel naked! I guess am right.
My names are Pearsia Lincoln, I will tell you more about myself, my family and all that maybe necessary in this relationship when you reply to this mail. If these interest you, get back to me through my email pearsia_lincoln1980@yahoo.com wishing you the most divine blessing in all your endeavors. Hope to read back from you at mail, ok.
Pearsia
6. xxx ( 01/08/2006 16:04)

tena kozy e,
azoko tanteraka ny fandehan-javatra :-D:-D:-D
7. JMR ( 03/08/2006 08:26)
Tena tiako be koa io hira io. Misaotra an'i Andiambelo nanome ny solfa e.
8. Andriambelo ( 04/08/2006 06:32)
Fa mbola miandry ny tonony sisa aho
Toa misy hoe "O ry dadako izay nania",
9. Fiffi ( 04/08/2006 06:50)
sokina: de aiza ny tohiny ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3741