Musulman hanao president any Dago
1. Zina
(
18/07/2006 15:01)
Mba ahona ny fihetsikareo amin'ity? Tena any Dago mihitsy ve io?
amiko aloha dia mihevitra mihitsy zy zareo fa tsy mahavit'azy mihitsy ny malagasy e. Ary tena mahatezitra mihitsy ahona ary no hafaka hanao an'izany ireo? Tsy any @ taniny akory
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=273696

novalian'i fijo ny 21/09/2006 22:49
2. Herimiafina
(
18/07/2006 15:56)
Inona no tsy tian'i Zina, ilay maha-silamo azy sa ilay izy mitsolatsolana sy mitompo tena fatratra hoe mahay raha.
Tadidio fa ny be frime hoe mahay an'io no tena tsy alehany!
Tadidio fa ny be frime hoe mahay an'io no tena tsy alehany!
3. Lalah
(
18/07/2006 16:34)
Za manokana aloha dia aleoko ihany Ravalo e! marina reny mba efa miliardaira tsy hangalatra zany, ry Lahiniriko ve?
4. Zina
(
18/07/2006 17:57)
ny rehetra mihitsy ry herimiafina...
tsy mazava ahy ito.
Tadidio fa ny be frime hoe mahay an'io no tena tsy alehany!
tsy mazava ahy ito.
5. fijo
(
18/07/2006 18:23)
misy tokoa aloha ny gasy silamo any mada e,tsy azo lavina izany.ny olana dia tsy mifanaraka amin'n,y toetsain'ny gasy maro izay,ka izay no maha kirizy an'i zina kely.
aza manahy fa natao hampisaraka vato fotsiny ireny.efa nisy koa ny toa izao tamin'ny 1982,"rapozo"no anarany,ary nahazo 0,52 ngamba izy tamin'izay.ka aza manahy fa mba te hiresaka ry zareo
aza manahy fa natao hampisaraka vato fotsiny ireny.efa nisy koa ny toa izao tamin'ny 1982,"rapozo"no anarany,ary nahazo 0,52 ngamba izy tamin'izay.ka aza manahy fa mba te hiresaka ry zareo
6. Achia
(
18/07/2006 18:29)
tonga de maty daholo ny aferana kisoa ao @ tanana gnah fa tonaga de misy petrol kosa angamba @ zay an
8. fijo
(
18/07/2006 20:16)
efa nanandrana by ifehy tao ihany ny silamo,kadafi no efa naika hiditra lalina,fa tsy nahovoka,satria ny gasy mbola maro no kristianina
9. xxx
(
19/07/2006 07:13)
hampihena ny fonds financiers @ propagandin'i Lahiniriko fotsiny io. Satria Iran izay 99% musulman, tsy maintsy hoe hijery ny mitovy aminy aloha (ra tsy hoe tsy hangataka financement nga io iray io).
Sinon, lavitry ny afo ny kitay :P:P:P:P
Sinon, lavitry ny afo ny kitay :P:P:P:P
10. Mifenty
(
19/07/2006 07:39)
fa le izy né lety otrany tsy misy resaka fivavahana ny firotsahana na tsy firotsahana a
refa gasy lery d tsy blem le izy na mousla izy na tsia. Nga kosa mou tsy maintsy oe protestant na katolika foana le
tonga ndray ny fanavakavahana ara pinoana.
de aveo ndray misy hoe tsy aleo v merina iany
na oe inn koa ny manaraka le
refa ny mousla no aha mora ny fiainana v lesy aninn le
11. babalahy
(
19/07/2006 08:19)
Zina:
Mba ahona ny fihetsikareo amin'ity? Tena any Dago mihitsy ve io?
amiko aloha dia mihevitra mihitsy zy zareo fa tsy mahavit'azy mihitsy ny malagasy e. Ary tena mahatezitra mihitsy ahona ary no hafaka hanao an'izany ireo? Tsy any @ taniny akory
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=273696
Misaotra betsaka amin'ilay fanavakavahana.Na de navadikao ary ny anaranao fantatray foana fa taranakindry lairony.Anao aza mitady fahavalo amin'olona fa io rahalahy musulman de tsy ho lany akory .ANGAMBA izahay zany de tsy gasy satria musulman koa sady tsy mahazo mandray adraikitra amin'ny firenena.Tsy azo omena tsiny ianao fa tsy fantatrao ny manavaka ny atao hoe musulman sy malagasy.Misaotra betsaka tompoko.
13. ravatorano
(
19/07/2006 09:23)
asa tokoa re fa araky ny filazan i fijo fa bobaka anie ny malagasy silamo e ary misy azy ireo koa eto anivotany.
Malagasy silamo no hilatsaka filohampirenena : amiko d tsisy olan miitsy fa raha tsara aza ny gram entiny azo tohanan tsara izy.
Ireo zé tonga hilatsaka eo koa anie ka manana gram mlay b dhl fa reeefa hanatateraka an iny zareo lazainy fa kabary politika fotsiny no nataony taloha maba hihazonana na hahazahoana ny seva d izay
ka izany no mahafaty antsika malagasy io mahaiza manavaka ny vary sy ny tsy parifary

14. babalahy
(
19/07/2006 10:06)
Zina:
Fijo a misaotra o...
Achia hihihihih
zina=nazi mpanavakavaka .Soa ihany fa anao irery no Nazista ato.
15. toovs
(
19/07/2006 10:48)
Lalah:
Za manokana aloha dia aleoko ihany Ravalo e! marina reny mba efa miliardaira tsy hangalatra zany, ry Lahiniriko ve?
mba teny atsipy kely tsy milaza hoe mangalatra izany ravalo izany. raha 4mis no mangalatra de akoho sy paosy no haroniny. fa raha ngezalahy kosa de ngezalahy koa ny zavatra angalariny.
16. toovs
(
19/07/2006 10:50)
Herimiafina:
Inona no tsy tian'i Zina, ilay maha-silamo azy sa ilay izy mitsolatsolana sy mitompo tena fatratra hoe mahay raha.
Tadidio fa ny be frime hoe mahay an'io no tena tsy alehany!
mitsolatsonana hoe ahoana koa. amiko de izay gasy de mahazo miltska hofidiana refa mahatsiaro ho compétent. fa iza no te hilatsaka ka milaza hoe tsy mahavita azy? ny candidat nareo ve?
17. toovs
(
19/07/2006 11:13)
Mifenty:
fa le izy né lety otrany tsy misy resaka fivavahana ny firotsahana na tsy firotsahana a
refa gasy lery d tsy blem le izy na mousla izy na tsia. Nga kosa mou tsy maintsy oe protestant na katolika foana le
tonga ndray ny fanavakavahana ara pinoana.
de aveo ndray misy hoe tsy aleo v merina iany
na oe inn koa ny manaraka le
refa ny mousla no aha mora ny fiainana v lesy aninn le
ny firenena izay silamo kosa aloha toa tsy mahantra velona toa an'i Madagasikara e. satria ny mpitondran-dry zareo matetika toa manana dette morale hampandroso na farafaharatsiny mistagne ny economie fa tsy mirorona hoatra ny antsika e. jereo izao i kaomôro, manana niveau de vie ambony noho ny gasy. aleo marina silamo de am zay koa tsy voatsindrin'ny firenena tandrefana lava eo ka
18. Zina
(
19/07/2006 12:23)
hahahaha diso fisainana ianao ry babalahy. Ny olona rehetra dia mitovy daholo fa rehefa manaja ny zon'ny olombelona. Fa raha kosa ho entina @ anaran'i Allah ny famonona ankizy sy ny olona ary rehefa miditra ao @ politica (gouvernement sy ny president) ka ampiasaina ny ny anaran'i Allah amonona olona dia tena tsy revinay mihitsy eeeeeeeeee
Na nazi ny filazanao ahy ary tsy rarahiko zany satria tsy zany mihitsy aho mandry ny saiko ka izay te-hiteny oe nazi mazoto miteny
Na nazi ny filazanao ahy ary tsy rarahiko zany satria tsy zany mihitsy aho mandry ny saiko ka izay te-hiteny oe nazi mazoto miteny