Musulman hanao president any Dago
61. Bema25
(
27/07/2006 14:59)
fijo:
pakopako e,asio siramamy moa korana ty e.
za tsy mpino wa,ka amiko tsy raharahako izay finoana any.fa ny ahy ilay fisainana mihintsy no atahorako.
aty aminay be silamo ary dia tena hitako ny haratsin'ny sain'ireo.ka izay no tsy tiako ho tonga any mada
:Dfa inona moa izany no tena tsikaritr'i fijo no lazain'i fijo fa tena ratsy saina ny silamo? nga mo izy efa nanakorotana tany dago sa mitady anao anttenta terroriste ry lerony refa tsy lany :evil:za aloha mino fa be vola anaovana propagandy reo e! sady tsy hay tsy hay izay any ambadimadika any. Mbo kozio anay zay fantatrareo mikasika ny finiana silamo any dago fa zany alo dia mi interesser anay satia tokoa ange voalaza fa 25 % ny mponia any dago reo anefa tsy tena toa hita taratra loatra ary tsy dia voaresaka firy amin'ny fampandrosoam-parintra rehetra. tsy milaza ny hanao ty le oe teocratie. Ka maninona moa ra mba lasa etat Islamique Indray ny tanana. Fa za aloa de mil information bobaka mikasika ny finoana silamo sy ny mombamoba azy ra mbo afaka manampy ny tenanay ny tenanareo rehetra de msotra de msotra de ho samy tainandremanitra daolo
63. Lalah
(
27/07/2006 16:06)
Hoy fijo
"aty aminay be silamo ary dia tena hitako ny haratsin'ny sain'ireo.ka izay no tsy tiako ho tonga any mada "
Marina io akama an, taiza tamin ny fivavahana no manana droit hanao Badri? fivavahana manaiky ny famonoana olona? Fisehosehoana, fieboheboana, fanaovana tsinotsinona ny hafa?
Ireo no atao hoe mponin ny Saodoma, izay tena ratsy fanahy sady mpanota indrindra tamin i Jehovah, ary ny muslman de taraky i Hagara zay efa voasoratra tsy handresy na oviana na oviana

64. Herimiafina
(
27/07/2006 17:00)
Voaozona ve izany izy ry Lalah? Loza izany nefa ry zareo toa manankarena be daholo aty zamerika aty an! hay va re? :^)
65. Lalah
(
27/07/2006 17:03)
manakarena hoy ianao, fa harena azo tamin ny fitondran-tena maloto, toy ny fanaon ny ankabeazan ny musluman ao Dago ao
66. Herimiafina
(
27/07/2006 17:07)
Izany va re? Tsy dia haiko injay aloha ny amin'izay fa misy karazany mantsy ry zareo, misy ny arabo izay avy ao Moyen Orient ao toa tena tompon'ny trano ngoda njinja any Lasvegas, ny hotely sy ny casino isankarazany e.
Misy injay ireny Maghrebien (tsy arabo araka ny hevitro) ireny izay toa malaza mpilaiso be e!
Tena tsy haiko tsony retsy an! :^)
Misy injay ireny Maghrebien (tsy arabo araka ny hevitro) ireny izay toa malaza mpilaiso be e!
Tena tsy haiko tsony retsy an! :^)
67. fijo
(
27/07/2006 19:56)
herimiafina,ka ireo lazain'ise magrebianina ireo mihintsy no betsaka aty,ary tena tsy hay hiaraha monina ireo.
jereo fa ny toerana misy andreo dia sady maloto no mikorontana foana.
misy manontany ahy ery ambony hoe inona no tsikaritro ataon'ny silamo any mada.aza hadino,fa matoa ny amerikanina,manampy be ny gasy izao momba ny ady amin'ny terorista,dia efa voamarika,fa ny pakistanais ao mada,izay mivezivezy matetika ao maurisy,dia manadio vola fotsiny ao mada no ataony.efa nisy voasakana moa ry zalahy teny ivato.ka tiana ve ny hitombon'izay sa ahoana?

69. LazaDaddy
(
28/07/2006 00:00)
Zina:dia lasa mampatahotra be daholo indray izany ny vehivavy sy izay te ho sarim-bavy eny an-dalana. Dia mbola ny karana ihany no ahita tombon-tsoa @ fivarotana an'ireny lamban'akanjo sy saron-tava maintimainty be ireny! Ho faty antoka ireo mpanao tattoo! hahaha. :twisted:
Musulman hanao president any Dago
70. Zina
(
28/07/2006 15:25)
Laza a
iza no mahita ko... raha jerenao ny valin'ny sasany dia ho lasa otran'io nisoratako io ambany io
et encore mbola ny atsasany io... Mila miantso an'i allah isakin'ny zoma etc....
iza no mahita ko... raha jerenao ny valin'ny sasany dia ho lasa otran'io nisoratako io ambany io
et encore mbola ny atsasany io... Mila miantso an'i allah isakin'ny zoma etc....
Dia ho hekena nareo vehivavy ve ny:
- hanao burka
- ny tsy hitondra tomobile?
- ny tsy hiaraka amin'ny lehilahy namana na sipa etc..?
sy ny sisa sy ny sisa?
mbola ao ko :
ny tsy hisotrona divay
ny limitena oe izao tsy azo hanina sy zao
etsetra etsetra...
73. Lalah
(
28/07/2006 19:58)
de manao boum boum amin ny alina rehefa hidiran ny rivotra koooo:roll:, tonga de ohatran le roketa avy any Israel ko inona moa:-o
74. Herimiafina
(
28/07/2006 22:58)
Anjekaky oo :{:{
Ny besarindoha no mpandefa rokety ho an'ny Israely fa tsy ny Israely kah. :^)
Ny besarindoha no mpandefa rokety ho an'ny Israely fa tsy ny Israely kah. :^)
75. kally
(
29/07/2006 11:59)
Ny idiran'ny rivotra vita ihany fa ilaozana mitsongoloka ho voan'ny daka tsy hita maso, tonga dia mitrosona.:-D
76. pakopako
(
29/07/2006 12:45)
fijo ô: aleo asiako siramamy ary izy ty eh! ny olo eto an-tany d samy misy tsara fanahy d samy misy ratsy,angamba raha prezida silamo donk ilay naniraka miaramila nitondra basy nanakana ny mpivavaka christianina mitondra baiboly tao Antaninanandrano ireny raha eeeeeen!
Ho azavaiko kely ny sain'ilay ranamana nilaza badri iny izany badri izany fomban'i comorianina fa tsy finoan'arabo tsara ho fanatatr'izay tsy mahalala ihany koa,
Aleo rangah izany Pasteur Mailhol izany no hi fiditsika sady mba mahay baiboly lery k'le

77. Lalah
(
29/07/2006 19:19)
pakopako
ilay badri, slamo gasy tsy comoriana no nanazava tamiko fa misy an io isakin ny moske ny andry zareo, koa inona zany fa tsy mpamosavy malemy
ilay badri, slamo gasy tsy comoriana no nanazava tamiko fa misy an io isakin ny moske ny andry zareo, koa inona zany fa tsy mpamosavy malemy
79. Zina
(
01/08/2006 14:47)
ngaha isaky ny zoma ihany,fa indimy isanandro,tsimaintsy miankohoka
Fijo a zany ve? Ka mazoto njy? hahahah
80. fijo
(
01/08/2006 20:42)
zina,izany mihintsy ka.
ie,ny badry dia isaky ny moske ao mada ,dia misy azy.ny any mahajanga indrindra.
ie,ny badry dia isaky ny moske ao mada ,dia misy azy.ny any mahajanga indrindra.