Musulman hanao president any Dago

121. prime ( 25/08/2006 11:27)
122. marengarenga ( 25/08/2006 16:51)
fijo tonga zah ka henoy tsara :
fijo hilaza anao aho hoee maharaka vao2 sy manana fisainana ianao nefa ny zavatra teneninao ireo dia tsy nihitany masonao fa henonao avokoa moa ve ny zavatra rehetra izay henonao dia azonao ekena avokoa ?
OMEKO OHATRA IRAY IANAO KA ERITSARETO TSARA !!!
raha zaho hanotany anao hoe manao ahoana ny fombafomba fitafiany american ? de inona no holazainao? de tsimaintsy hilaza ianao hoe ny fomba fitafiany american @ ankapobeny dia manao costar cravaty .... sa tsy zany? fa nefa raha hanotany anao koa aho hoe manao ahoana ny fomba fitafiany arabo? de tsimaintsy milaza ianao hoe ny arabo dia rehefa mitafy dia manao akanjo lavabe ary manao fehindoha ary matetika misy meso eny @ tavany tsimaintsy hilaza anizany ianao EKENEO SATSIA?
DE IZAO NO FANOTANIANA ATAOKO ANAO HOE :MOA VE IANAO TANY ANAMERICA ? AHATRA MILAZA IANAO HOE TSIA DE HANOTANY ANAO INDRAY AHO HOE MOA VE IANAO TANY @ TANINY ARABO DE HILAZA IANAO HOE TSIA .de hanotany anao indray zaho hoe taiza ary nahaizanao fa ny fitafiana american tahaka izao ary ny fitafiany arabo tahaka izao taiza ?.de mety hiteny ianao hoe : araka ny fandinihako dia izany eee !!! .ary zaho mino ary mino tokoa fa nahaizanao ireo zavatra ireo dia fijerevanao film izany hoe ny film dia anisany zavatra iray mametraka fiatraikana eo @ fiainany zanakolombelona .ny tiako ho tratrarina dia izao ireo zavatra nolazainao ireo dia diso avokoa fa zavatra hitanao @ gazety sy film ireo nefa tsy fantatrao fa ny zavatra ataony americanina izao dia ady spychologique mba hanaovatsika hoe ireo zavatra ataonireo irakianina dia raty avokoa nefa tsy ahitanao silam raty izany ao irak fa ny terro no mamely azireo ao ary lazaiko aminao fa tsy misy olona mijly zany any iran fa izany rehetra izany dia fomba entina miady @ firenena iray lazaiko aminao fijo fa tsy misy zavatra hainao ny momba ny islam fa aza miteny zavatra tsy hitanao mao ianao ary zaho mangataka anao mba hanaraka vao2 @ity adress omeko anao ity fa ity tsy matahotra miteny zavatra marina ary tsy didiny american @ vao2 avoakany
http://french.irib.ir/default.asp
ok bye fa pardon fa tsy teto zah fa nanao voyage de zay vao tonga bye
123. marengarenga ( 25/08/2006 16:53)
fijo tonga zah ka henoy tsara :
fijo hilaza anao aho hoee maharaka vao2 sy manana fisainana ianao nefa ny zavatra teneninao ireo dia tsy nihitany masonao fa henonao avokoa moa ve ny zavatra rehetra izay henonao dia azonao ekena avokoa ?
OMEKO OHATRA IRAY IANAO KA ERITSARETO TSARA !!!
raha zaho hanotany anao hoe manao ahoana ny fombafomba fitafiany american ? de inona no holazainao? de tsimaintsy hilaza ianao hoe ny fomba fitafiany american @ ankapobeny dia manao costar cravaty .... sa tsy zany? fa nefa raha hanotany anao koa aho hoe manao ahoana ny fomba fitafiany arabo? de tsimaintsy milaza ianao hoe ny arabo dia rehefa mitafy dia manao akanjo lavabe ary manao fehindoha ary matetika misy meso eny @ tavany tsimaintsy hilaza anizany ianao EKENEO SATSIA?
DE IZAO NO FANOTANIANA ATAOKO ANAO HOE :MOA VE IANAO TANY ANAMERICA ? AHATRA MILAZA IANAO HOE TSIA DE HANOTANY ANAO INDRAY AHO HOE MOA VE IANAO TANY @ TANINY ARABO DE HILAZA IANAO HOE TSIA .de hanotany anao indray zaho hoe taiza ary nahaizanao fa ny fitafiana american tahaka izao ary ny fitafiany arabo tahaka izao taiza ?.de mety hiteny ianao hoe : araka ny fandinihako dia izany eee !!! .ary zaho mino ary mino tokoa fa nahaizanao ireo zavatra ireo dia fijerevanao film izany hoe ny film dia anisany zavatra iray mametraka fiatraikana eo @ fiainany zanakolombelona .ny tiako ho tratrarina dia izao ireo zavatra nolazainao ireo dia diso avokoa fa zavatra hitanao @ gazety sy film ireo nefa tsy fantatrao fa ny zavatra ataony americanina izao dia ady spychologique mba hanaovatsika hoe ireo zavatra ataonireo irakianina dia raty avokoa nefa tsy ahitanao silam raty izany ao irak fa ny terro no mamely azireo ao ary lazaiko aminao fa tsy misy olona mijly zany any iran fa izany rehetra izany dia fomba entina miady @ firenena iray lazaiko aminao fijo fa tsy misy zavatra hainao ny momba ny islam fa aza miteny zavatra tsy hitanao mao ianao ary zaho mangataka anao mba hanaraka vao2 @ity adress omeko anao ity fa ity tsy matahotra miteny zavatra marina ary tsy didiny american @ vao2 avoakany
http://french.irib.ir/default.asp
ok bye fa pardon fa tsy teto zah fa nanao voyage de zay vao tonga bye
124. marengarenga ( 25/08/2006 17:13)
izao lazaiko aminao faharoa fijo fa hadinoko ny atao hoe islam mbola tsy fantatrao hatsizao ary zaho koa aza mino fa ny atao hoe kristianina koa tsy fantatrao ka nohonizany dia sarotra ny miresaka aminao ka mba mangataka zah raha toaka any france ianao dia manokanana fotoana mamaky boky mikasika chia izany hoe boky rehetra izay hitanao ka mikasika chia izay fotsiny no angatahako aminao de ho hitanao hoe iza marina moa ny islam fa zaho koa tahaka anao taloha ary ataoko hoe nihoatra anao mihitsy aza satria zah nanaraka vao2 manerantany fa tsy manaraka vao2n'ny firenena miady ambony latabatra hainao moa ny atao hoe miady ambony latabatra ?
ady spychologique izany mamorona zavatra ilay firenena iray entina hanimba ny lazany firenena iray ary @ alalaninona moa io ady io ?
@fanaparitahana film
fananganana radio na television maneratany avy eo io tele sy radio io ny zavatra ataony dia mamerisainany firenena hafa mba ahafahany ilay firenena hiteny hoe
ratsy io firenena io
fanamparitahana ireo film mahatsiravina izay lazaina fa hoe misy ao @ ilay firenena hotereterena
sy famoronana ireo antoko gazety mba etina hanimbana ny fahatsarany firenena izay ho ravaina ....
ka nohonizany raha toaka mahita zavatra iray ianao dia aoka hisaina tsara hoee inona moa no ao ambadikanity zavatra ity azonao ny tiako lazaina angambany fa zah koa aniee tsy dia mahay manoratra gasy loatra ny kilemako ary tsy dia mahay manazava loatra izay fa bisous
125. Lalah ( 25/08/2006 20:25)
ory manger.. tsy haiko a!, aza miteniteny foana hoa rehefa tsy mahafantatra fa mahakamo be na ny mamaky azy aza, ady hevitra tsy mandeha amin zay lonina fa faly hitatatata fotsiny sy handrangitra olona eto,zavatra kely no mba fantatra ka vohizina amin ny ady psy e! katsaka tsaramaso, avy nandeha voyage aho e!, efa fantatray ny slamo ry anona an! tsy mila ampiana tsy mila hanalana intsony, ary zavatra vecu daholo no lazain ny olona eto fa tsy misy lainga.
Tsy misy idiranay zay ady psy anao any, fa ny realite en face no jerevanay.
De manaova indray teny maneso hoatran ilay ambony io hoe, mahazo miditra eto ve ny slamo aloha sa tsia e! ianareo zao no fitaratry ny slamo eto, raha olona mazava saina sy mahiratra tsy handrabiraby olona hoatran izany, fa efa raikitapisaka ao anatinareo mianakavy zany toetra zany(slamo mianakavy isany)
126. jobily ( 26/08/2006 07:13)
zah kosa aloha dia miaro any marengarenga tanterakee zah tsy islam zah catholique ary ary ny fianakaviako rehetra fa hitako fa ny zavatra lazainy marengarenga dia marina avokoa zah aloha tsy mba mpanao politika fa araka ny hitako dia marina ny azyee ary ary alaiko @ lalah fa ny zavatra fotsy no ataonao mena ka raha izao no marengarenga dia tsy miresaka intsony zah satria sarotra manko ny miresaka @ nolona toy itonyee tsy mandinika fa faly hamely ny hafa ,raha panao politika @ marina ianao dia aoka handinika? anao zao mieritseritra hoe tsara io zavatra nolazaino io ? ary taiza no ahafataranao azy fa islam izy ? hitanao ianao tena mangalabaraka ny tenanao
127. Lalah ( 26/08/2006 17:01)
jobily, ataoko angamba fa tsy niadresse t@ io poste-ko io an! donc tsy voatery hamaly anao aho, ary inona ny blem nao raha manala baraka ny tenako aho? ahn? Ny anao aloha faritana tsara mazava angamba zay
128. marengarenga ( 27/08/2006 08:12)
eee aza mifamaly @ izany ianareo fa mpinamana dol tsika rehetra ok fa avelanareo le izy fa ny titre eny ambony no tohizana aza etina zavatra hafa ny lalao mino zah fa tsy hisy fifamalina ato merci
129. Fomena ( 28/08/2006 09:03)
:miam::@8)
130. prime ( 28/08/2006 11:22)
Aza mifamaly ry zareo fa hevitra aroso a... dago anie efa sahirana dia tsy isika vahoaka indray no hifandramatra e...
Fomena> Tonga soa dia inona ity sady tenda, no besigara sahady ity e...:-D:-D
131. fijo ( 30/08/2006 22:22)
marengarenga an,ny fahitako le fomba fireakao,dia olona efa voasasa atidoha amin'ny finoana ianao.
milaza izany aho,satria mahagaga ahy raha misy sahy hilaza fa mandeha tsara sy tsy mijaly ny olona any IRAN,nefa maninona ny manampahaizana iranianina no mandositra mankaty frantsa?ireo mpanohitra ao iran efa aty frantsa mbola enjehana sy vonoina aty.fa maninona?????ny tanora iranianina izao efa mitaky fahalalahana.fa maninona,ngaha izy tery ao?????
tsy mbola nisy irak nanafika an'ny USA hozy enao.ekeko io,satria tsy manana fitaovana ahafahany manao izany izy ,fa raha nanana dia nataony.porofo,tamin'ny 1991,dia niditra ankeriny tao koweit ny irakianina,satria akaiky azy io.ngah aizy niera?????sa lainga koa ireny.vokatr'izay nanafika azy ny amerikanina(satria misy fifanarahana fifampiarovana amin'ny koweit sy US)noho izany legal io fiarovana io,ary nanampy azy aza moa ny firenena hafa.ny firenena tsy mba nanampy an'ny koweit tamin'ny 1991 dia i israel.iza anefa no firenena nadefasan'ny irak baomba isanandro tamin'izany fotoana izany???israel.sa koa mbola lainga koa izany???????
tsy nanafika ny US ny silamo???? ary ny 11 septembre ngaha kristianina sa indou sa juif no nanao azy?????
faly ery ny TV iranianina tamin'ny aljazira nampiseo le rangahy nesorina ny masony satria tratra nijery film porno.ie ka misy fahafahana ve izany aminareo silamo???????sa ianareo tsy mampaninona anareo raha fehezina hoe izao ny fomba fitafy ary izao ihany no zavatra azonareo jerena sy henoina????
asa fa za tsy tia fehezina,ka amiko,dia fijaliana izany rehetra izany.
marengarenga,za dia tsy mpijery film araka ny teninao.tany mada aho no tia izany,fa tsy izao.za kosa dia mpanaraka ny documentera rehetra mandeha.ary mino aho fa tsy lainga daholo ireny .sa raha miresaka momba ny "grange" le doc dia marina,fa raha vao miresaka ny silamo dia diso??????
132. prime ( 31/08/2006 11:22)
Mbola ho sarotra aloha izany musulman ho filoha aty dago izany an...
133. ferrari ( 31/08/2006 17:08)
Et pourquoi pas il y a eu des cathos, des pros et pourquoi pas musulman. Musulman misy ratsy misy tsara otraminy karana na gasy na sinoa. Ny fomba ny resiny isika no mamparatsy ny musulman na no mamptsara ihazy. Ny musulman be ny branches otraminy protestants : témois de Jehovah, baptistes, luterianes, evangelistes...

Marina fa androany misy ny problem au Moyent Orient juifs arabes na arabes -americains . Fa io zavatra afa. Ne pas mélanger les problemes économiques et politiques. Ny problem ni Americains sy Arabes c est uniquement économiques : petrole . Israel sy Palestine dia ny tany. Samy afy.

Avant d'avoir des préjugés, il faut d'abord cotoyer cette culture, vivre parmi eux et respecter leurs us et coutumes. Izany ny opinions ako. Misy gouvernement musulman mandeha tsara de toute facon misy foana ny problemes que se soit chrétien même.
134. prime ( 01/09/2006 11:07)
ferrari> Izaho tsy miteny hoe "ratsy" ny musulman ho filoha, raha mamaky tsara ianao... fa "sarotra"...
Ny antony? ny fiaraha-monina malagasy, ny toe-tsaina malagasy, ny kolon-tsaina malagasy (eny fa na dia avy @ arabo aza no betsaka nolovaintsika), dia mbola mihazona mafy ny kolon-tsaina tandrefana... (zavatra maro hafa indray no nahatonga an'io)...
135. tywa68 ( 01/09/2006 20:47)
ka hita fa samy manome ny heviny koa inona kosa ny olana ê ! tsy atao hahagaga hoe misy olona manampaniriana hitondra an'i Mcar fa iza nefa no hametraka azy eo ? ny vahoaka ! fa tsy ny namana ato akory !
Dia aleo ho avy ny fifidianana dia vita fa tsy izany no hiadiana eto ê ! aza tezitra enao ra-babalahy, na i fijo fa samy tsy afa-manoatra a zay tonga eo manao izay sai-patany daholo, fa ny blabla alohan'ny élections no malaza ! fomban-javatra daholo zany satria zay ra-olombelona :wink:
136. fijo ( 01/09/2006 22:22)
tywa68 tsika tsy tezitra ka,fa mba milaza izya hevitra kosa.

ferrari,marina fa misy musulman mety ho tsara,fa raha ny hitako aloha izao dia ratsy no betsaka.ka atahorako izany hifindra any amin'tsika
137. marengarenga ( 02/09/2006 08:20)
finjo mety azo ekena ny teninao fa ny zavatra tsapako dia misy zavatra tsy takatranao dia izao: moa ve ianao mba mahay tantarany revolution iranianina ? mino zah fa tsy hainao akory izany (na dia fantatrao aza dia tsy ampy ny fahafantaranao azy ) fa zah kosa finjo malala anizany satria olona mianatra aty zah ,ary fantako dol ny zavatra miseho aty ary zah kristianina aoka ianao tsy ho diso hevitra ,fa nohony fahamarinany iraninina no mahatonga ahy miaro ny iranianina hitanao olona manampahaizana lazainao fa nadositra any europa zany olona niaraniasa t@ mpanjaka iranianina ireny ary tena nampijaly vahoaka tokoa taty iran azonao ka rehefa rava ny fanjakany fahampanjaka dia nadositra ny sisany ary ny sisany nijanona dia miara miasa @ fanjakana iranianina izy izao . izay ny voalohany ny faha2 hitanao vahoaka iranianina no nifidy hoe repoblique islamique iran fa tsy hoe fanjakana iranianina zany hoe nomena fahafahana mihitsy vahoaka t@ zany fotoana izany ka ny maro anisa @ izireo dia nifidy io repoblika islamique io fa izay tsy tia izany kosa dia nany 10% aza tsy fenonizireo .ka moa ve raha toaka iarahatsika mandinika ny fanjakana iranianina ankehitriny dia moa ve tsy azo atao hoe demokracia???? mino zah fa demokracia izy ary manaja izany tanteraka ;;ny momba
ny sadam hossein lazainao dia milaz aminao zaho fa iny dia efa tsy olombelona intsony ary zaho aza finjo manambara aminao fa tsy io ihany ny loza nataony teto amboniny tany fa betsaka ,moa ve ianao mahaeno filoha pirenena mamono vahoaka tanana iray izany?
nefa izany dia nataony sadam namono vahoaka tanana iray izy tao irak t@ izy mbola nitondra ny tiako holazaina dia izao hoe zah tsy miaro any sadam ary isaorako ny american nandrava ny fitondrany nefa izany tsy midika hoe ny irakianina dia ratsy fa sadam no ratsy aoka hazava tsara aminao . ny teny farany hoany fijo ,raha zah milaza aminao hoe ianao hoe tsy jetilisa ianao tsy mino zanahary nefa zah tsy mino izany satria ny gasy rehetra dia mino fa misy andriamanitra nefa raha zah milaza manao hoee kristianina ianao nefa ny tenin'andriamanitra ao anatiny baiboly tsy arahinao akory .moa ve zanahary milaza ao @ baiboly hoe miboridanana ianareo moa ve andriamanitra miteny manao hoe jereo ny visaA ? na dia ny saina salama aza fijo mahatakatra fa ratsy izany rehetra izany ,ary aminao inona moa ny mampiavaka ny biby sy ny olombelona?
(olona nianatra ianao ka mahay izany tsara )
ary farany tena farany ianao zao milaza fa ny islam no nanao aniny 11spt iny ? diso hevitra ianao ,zao aniee milaza aminao hoe misy politika mbola tsy arakanao @izao tontolo izao zaho tsy hilaza aminao fa zao fona no holazaiko aminao hoe :ny mpiasa t@ io 11spt io taiza avy rizareo t@ io andro io moa ve andro tsy fiasana io andro io ?,moave conge izy rehetra t@ io andro io ? izay fona no azoko lazaina aminao ary lazaiko aminao fa politika raha mbola tsy fantatrao
138. prime ( 04/09/2006 10:36)
:lol:
139. jobily ( 05/09/2006 08:21)
140. prime ( 05/09/2006 11:21)
Ka aleo ary ho avy ny fifidianana dia ho hita eo e...
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../bide.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0665