Musulman hanao president any Dago
142. fijo
(
05/09/2006 22:38)
marengarenga an,ny olona rehetra mijery film X izany biby aby aminao??????nareo any no tsy ùmahazo mijery fa voafehy dia izay,izahay malalaka hafaja mijery rehefa te hijery.
ny vahoaka no nifidy fanjakana silamo tany iran.ekana izany taloha,fa maninona no mitaky fahafahana ry zareo izao.tadidinao ngamba ny fifidianana farany,fa nitaky fahafahana ny olona,indrindra fa ny vehivavy any.
milaza enao fa ny gasy rehetra dia mino ,aza dia mahita volana alohan'ny biby,fa betsaka ihany koa ny gasy tsy mino an'andriamanitra.
nampijaly vahoaka ny mpanjaka iranian taloha ekeko tsara,fa io ao izao io ve tsy mampijaly vahoaka.?????
any iran ve mba manana droit ny homo??????sa ireny biby,any iran ve malalaka ny fomba fiakanjo????sa izay tsy tian'ny mpitondra dia ratsy koa?
le fahafahana mihintsy no toa tsy hainareo ka manahirana.

143. marengarenga
(
06/09/2006 08:09)
fijo tsy haiko mihitsy ny miresaka anao. mandehana ianao manotany olona nianatra philo de anotanio hoe moa ve ny olombelona tsy biby ? ary inona ny mampiavaka azy ?.faharoa lazaiko aminao fijo fa tsy misy zavatra hainao aty iran na dia iray aza raha taty ianao de gaga ianao fa ianao mooo tsy aty tsy anomezako tsiny anao manao anizany satria izany manko no fijeriny rehatra ary fantatrao fa ny fanjakana iranianina maro mpanenjika nefa lazaiko aminao fa ny firenena miara miasa @ iranianina dia firenena lavorary no tsy manao tsindry hazolena @ hafa .ary zah koa milaza aminao hoe tsy misy ny marina ho lavavelona izany na tantara fahiny izany na ankehitriny na ny hoavy aza zah matoky.
fahatelo rehefa avy any mada ianao mba mitsangatsangana any @ farany ambanivohitra fa aza mipetraka @ ville ihany de ho hitanao ny fomba ndrazana malagasy hoe rehefa izy hanompo ny zavatra tompoiny dia na hiantso ny razany de tsimaintsy zanahary no antsoina aloha fa moa ve zany tsy mino andriamanitra?. ianao tena zanaka nateraka t@ ville ianao ka tsy anomezako tsiny anao na dia nilaza izany ianao:D:)

144. tangalamaitso
(
06/09/2006 10:57)
Fa inona no mampiasa saina be anareo @ fivavahan'izay milaza hirotsaka ho fidiana ho Filoham-pirenena @ 3 Desambra 2006 e! ? Raha mipetraka aty Dago ianareo, dia hahatsapa fa na ny momba an'io olona silamo mihevitra ny hilatsaka hofidiana ho Filoha io aza tsy misy mahafantatra akory. Noho izany tsy tokony handany andro be hiady hevitra ny momba azy fa lany andro eo fotsiny isika. Tsy aleo ve mifantoka @ izay vitsivitsy hita fa manan-kevitra sy mba efa fantatra ny zavatra nataony? Sa ahoana hoy ianareo?
145. fijo
(
06/09/2006 21:09)
tangalamaitso;marina aloha izay,fa na izany aza ireto silamo jamba tsy mahita ny zavatra misyireto mila hiratina ny masony;
marengarenga an,amin'ny net izao,tsy mila mankaty frantsa akory enao,dia hafaka mahalala ny aty.
ny filoha iranian dia nilza fa :"israel dia mila rasena tsy hita anaty carte intsony"olona tsy tia ady ve aminao no miteny toa izany??????sa aminareo izany no atao hoe fahendrena.
za lehoroa naventy tam labrosin'ny majunga e.haiko tsara joro sy fitampoa reny.zao mpamonjy nan''ny reny.zao nanao SN tambato boeny sy madirovalo.any maro manao fomban drazana.haiko tsara io.
ary raha mahay tantaran',y gasy anao,tokony ahay,fa ny gasy dia miantso zanahary sy razana,fa rehefa tonga vazaha reo nampiditra andriamanitran dreo tao mada,dia tsy faly ny gasy.midika izany fa ny gasy misy tsy manaiky andriamanitra io.
le problemo miresaka aminao dia zao.tsy misy zaka hainao koa tsy silamo,ke miezaka foana anao manatsara an'io.na dia hita eran tany aza fa zavatra ratsy be sy problemo be io finoana io.

146. jobily
(
07/09/2006 08:40)
eee fijoo ?ianao tena diso ianao ianao no tokony hapahiratiny marengarenga fa tsy marengarenga no hapairatinao antony dia izao, moa ve hitanao ao anatiny carte international taloha fa ny israel dia manana tany ao palestin? eee diso bee ianao ary moa ve mino ianao fa ny zavatra @ internet rehetra dia marina? moa ve mino anao fa ny mpanao gazety rehetra dia marina? ary avy aiza moa ny razambeny gasy ? moa ve mba nianatra ihany anao tieee ?ny razambeny gasy avy aiza ary inona no finoany ireo olona ireo ?kristianina????????? firy % ireo niandohany gasy ireo any @ tanindreo any 10% ? ve? tena resiny marengarenga ianao raha zah ianao tsy niteny intsony zah ka .marina ny any marengarenga
147. prime
(
07/09/2006 12:26)
Aza mifandramatra @ zavatra toy izao aloha ianareo fa samy malagasy aloha isika vao kristiana sy silamo sy tsy haiko e...
Aleo ho avy ny fifidianana dia ho hita eo... fa raha ny fahitako azy hoy aho ao ambony ao dia mbola tsy hisy président silamo izany eto dago... asa aloha...
Aleo ho avy ny fifidianana dia ho hita eo... fa raha ny fahitako azy hoy aho ao ambony ao dia mbola tsy hisy président silamo izany eto dago... asa aloha...
148. fijo
(
07/09/2006 22:36)
jobily rehefa mijery zavtra an,aza varian amijery ny zavtra taloha fotsiny,fa misy ny atao hoe fiovana.ianareo silamo mantsyny fisainanareo mijanona tamin'ny andron'ny fahagola.
talohan'ny 1958 izany carte nojerenao tsy nisy israel izany.fa mividiana carte vaovao fa misy tokoa ao.
za tsy milaza mihintsy ho ekristianina ny razamben'ny gasy,fa mahaiza mamaky tsara.za aza tsy kritsianina.
za tsy nilaza koa fa marina daholo izay lazain'ny net.fa mba efa mazava izao andron'ny net izao ahaizana zavatra hafa.fa tsy hoe izay itan'ny maso ihany no marina.raha izay dia aza mamaky boky,fa ny anareo izay ita ihany no misy aminareo.
ary rehefamiresaka aza ny finoana no atao profo fa izay tena profo atolotra.

149. marengarenga
(
08/09/2006 08:04)
fijo aaa zah tsy miaro ary manapy any jobily fa zaoee ianao nilaza hoe carte t@ 1958 zany hoe taoriany 2eme guerre mondial sa tsy zany donc .izao no fanotaniana hipetraka izah ary no nanova ilay carte ary inona ny antony nanovana azy .raha araka ny fahitako ny teninao dia tsara aminao ny zavatra misolosolo nefa lazaiko aminao ry fijo malala fa misy zavatra ekeny saina ny fiovany ary misy zavatra tsy ekeny saina ny fisoloany .ohatra ny fanambadiana ,ny tanindrazana , ary ao ary fa ometsika hiainany pologne i madagasikara raha toa ka ekeny gasy? ary aizakooo tanindrazana mety ovana izany fa raha mety ovana izany dia didy jadona angambany izay fotsiny ny ahy fa ianao tena tsy manaiky mihitsy ka
150. jobily
(
08/09/2006 08:25)
EEEEEEEEE FIJO zah zao efa ataonao silamo ko ? satria manohitra ny disoo tsimaninona silamo zah ,anga silamo tsy finoana? ary ianao miteny nefa teninao teninao tsy azo ekena mihitsy .ianao no tsy kristianina no tsy silam donc jiosy? nefa ny finoana jiosy tsy mila karazanolona hafa mama!! sa jentilisa? nefa ianao mino zanahary tsy fantakoee aleo zah miala ka . sartia zah nahita boky iray ann nanapahaizana anglais nanoratra azy milaza izy anatinilay boky hoe .ny farany sarotra indrindra hono dia miresaka @olona bado .ary fahitako anao dia izay satria olona tsy manana finoana izany aniee olona badoeee? diniho tsara alo le resakoaaa de hitanao fa mazava ny tiako holazaina ary mahereza 2 le resakooo fa zah tsy hoe manambany anao fa fahitako anao hoy zah t@nao sao dia ovinao indray manko ary ny bado eto tsy midika hoe tsy nianatra? fa midika hoe ny zavatra fotsy lazainy hoe MENA ny marina rehetra dia lazainy hoee tsy marina .izany hoe tahaka ny philogophie hitanao isika olona tsotra milaza hoe ny akamaroanizireo dia manana fieritseretana hafa mihitsy izany hoe tahaka ny adala ny fahaizany nefa izireo indray milaza hoee ny akamaroany vahoaka tsotra dia tahaka izany koaaa
azonao ny tiako lazaina?
azonao ny tiako lazaina?
152. fijo
(
08/09/2006 21:58)
jobily an,raha izay no atao hoe bado,dia maro no bedo eto.ny manahirana aminareo dia ianareo tsy miaro ny hevitr\'areo amina profo,fa dia le finoana terena be ho marina fotsiny.izay tsy ekeko.
marengarena.milaza ianao hoe manaiky ve ny gasy raha polonais no omena an\'ny mada.
mahaiza mampitovy zavatra.madagasikara sy pologne tsy misy hifandraisany.raha hanao ohatra dia alemagne sy strasbourg atao ohatra fa ireo mba azo hiadiana hevitra.
israel sy ny tany tao palestina efa nisy tantara niraisana hatrami\'ny niantombohany.asa raha haraky ny sainareo ny maha samy hafa an\'ireo na ahoana.fa rahaharaka dia hotohizako amin\'ny manaraka ny fanazavana.

153. jobily
(
09/09/2006 18:28)
izay anie zavatra mbola tsy fantatrany fijo ry marengarenga , ny manavaka ny palestine sy ny israel satria mihevitra izy fa ny taniny palestine dia any israel tsy fantany fany israel dia rava fa tao aoriany 2eme guerre mondial no nananganany ireo firenena matanjaka azy indray ary zah letsy ri fijo aza tatarana izany fa fantako izany ary mbola misy lainga tsy logique koa aza ao anatinio raha tianao ho fantatra maman
156. xxx
(
14/09/2006 10:10)
maninona moa no tsy nambarana ny anarana hanao xxx koa zah de ho hita eo fa ianao irery no mahay milalao politika ankatahotra
158. fijo
(
21/09/2006 22:49)
za tia X koa ka,fa tsy eto fa any ampandriana.
jobily an,dia mba lazao izay tantara hainao,fa mahaliana e.
jobily an,dia mba lazao izay tantara hainao,fa mahaliana e.