Musulman hanao president any Dago
81. prime
(
02/08/2006 08:45)
misy milaza ny silamo fa fiarovana hono no tena fototr'ireny dia gaga aho hoe koa no mamely olona???:°):-D:-D
82. Zina
(
02/08/2006 12:19)
Za ndray dia ho reraka eo raha hiondrika lava eo kle...
a debattre ndray io ry prime
misy milaza ny silamo fa fiarovana hono no tena fototr'ireny dia gaga aho hoe koa no mamely olona???
a debattre ndray io ry prime
88. pakopako
(
07/08/2006 14:37)
Lalah! izany ve ? siora ve enao @ zany
Za mantsy manana cousin silamo fa tsara toetra be ireo sady tsy manao izany k'le ary miady hevitra fôna izahay d mazava tsara ny fanazavany fa ilay fanazava le fanaratsiana fotiny ireny ny henonareo eehh.

89. xxx
(
07/08/2006 16:51)
ao Diego ao hono i Ra-Ben-Laden no miafina izao, rehefa niala tany Somalie.
90. Zina
(
07/08/2006 19:33)
Zany ve? ko tsy hijaly i Madagascar? ireny anie no atao oe fanatika sy extremista e...ka ratsy ireny
91. miarilala
(
07/08/2006 20:14)
Mba fitiavan-tandindrazana ve izany manely tsaho izany k'le d ahoana raha darofany zorze bosy eo indray i gasikara d ahôna @ izant saho izany
95. xxx
(
08/08/2006 21:27)
Zina mba teneno ihany io manely tsaho io sao d mba viravirain'olo ny tanindrazan eh!
96. pakopako
(
08/08/2006 21:30)
Ry fijo ve ranga avy nanao fijo tany @ silam d hanao fijo any @ christianina indray!
97. pakopako
(
08/08/2006 21:32)
hanafika hoy fijo na hamidy kabaka aza manahirana ke! i kotity aza saika tsy ho hita ke!
98. Zina
(
08/08/2006 23:57)
zina an,ka rehefa matahotra ho tafiana,dia manafika no tsara atao
matanjaka ve Dago ka hanafika ry fijo?
Zina mba teneno ihany io manely tsaho io sao d mba viravirain'olo ny tanindrazan eh!
Zany aloha dia tsy hita intsony e...
miarilala a aza mamely tsaho hono e
99. fijo
(
09/08/2006 20:28)
raha comore kosa voantsika an.tandremo.
pakopako e,kabaka zeny azontsika bakeo e
pakopako e,kabaka zeny azontsika bakeo e