Musulman hanao president any Dago
41. xxx
(
21/07/2006 04:05)
za alou miombon-kevitra @ Fijo :wink: Pourcentage no nolaizaiko fa tsy midika hoe an'i Krisitiana Mada
42. jajaf401
(
21/07/2006 09:37)
Lasa fifanjevoan'ny finoana in-1 le resaka zany klé,
Fa ny silamo malagasy ve : maniry hampijoro ireny zava-misy @ tany arabo toy ny ady tsy vita ireny ? sa maniry hampivoatra ny Malagasy en tant que GASY fa musulman fotsiny ??
Raha azoko ny fandehany toa tsy finonana no hanova tanteraka ny comportement n'olo iray fa ny liens maromaro nolovàana avy tany @ razam-be; ka ny fampijoroana na finoana silamo eto Madagascar, na mpitondra mino an'io finoana io ho filohan'ny Gascar dia tsy tokony hankanesan'ny tanintsika any anivon'ny fianakaviam-be n'ny tany silamo akory!
Ary mino sy manantena aho fa tsy mbola dominé-n'ilay toe-tsaina atahorantsika akory ny mpino silamo eto Gascar!
Ary farany dia tokony hiala kely aloha ny fanavakavahana na @ lafiny inona na @ endriny inona refa fampandrosoana Gascar no ho atao! Fa sinon tsy ho lany in-1 Pasteur nay Rajakoba Daniel fa mety tsy toron'ny Kristianina angamba ny mandat manaraka !!
=))=))=))=))

43. prime
(
21/07/2006 09:50)
babalahy:
Diso tanteraka zah fa ambarako ho an'ny Malagasy rehetra tsy ankanavaka i Madagasikara kai ho an'ny Kristianina irery ny fanjakana.Anao anga efa nangataka tany tao Arabie saoudite nefa tsy nahazo?Zah aloha tsy momba ny atsy sy aroa fa mba inona no zavatra mivaingana vitan'ny kristianina nitondra hatramin'izay ka hatramin'izao.Ny mpanan-karena ihany no miha-mitombo ny fananany.
F'angaha ny kristiana no nampahantra an'i gasy?:?
F'angaha any @ tany entin'ny silamo tsy misy mpanan-karena? Fa mitovy daholo angaha ny fari-piainan'ny olona any Arabie Saoudite, Liban, Irak, Indonésie, Afghanistan?... sns :-w
44. ravatorano
(
21/07/2006 10:12)
io moa zareo adihevitra fa raha mbola amin ny tany b kirisitianina aloha ry fijo mbola tsy hisy filohan ny repoblika silamo ho lany izany.
Marina fa tsisy ny fanavakavahana ankitsiranbo fa ilay toetra misy fiatsarambelatsihy mbola eo ka izay no mahatonga anah miteny hoe raha musulman tsy mbola ho lany president republique de madagascar miitsy raha izao .
Zaafady zina sy babalahy fa d zay aloha ny hevitro

45. Zina
(
21/07/2006 12:20)
Hoy i Zina:
hmmm afa ndray iny ry Fijo.
Aza mora miakatra ianao fa ny hevitra no havoaka.Misaotra betsaka
Za nga tezitra....Ary tsy tezita aminao mihitsy aho...
47. babalahy
(
21/07/2006 14:35)
Zah ange f niteny teo aloha fa hoe tsy ho lany na oviana io rahalahy musulman.Ary mety efafantany izany fa misy zavatra ao ambadika ao ka zah tsy te -hahalala.Fa NY MAMPALAHELO ny hevitry ny sasany .Tonga de miteny fa tsy tokony zao ...sy ny sisa ary katsaka, voanjobory.Mbola tsy tonga ary ny fitondrana Islam de ef teo ny 10 aout sy 2002.Ka aleo hialana pa sa ahoana.
48. Zina
(
21/07/2006 16:03)
Zao fotsiny babalahy a tsy possible any @ tany misy domination kristiana io...
49. fijo
(
21/07/2006 19:48)
babalahy an,ny namana rehetra ato ngamba dia mahalala,fa ny tenako dia tsy mpino kristianina,ary tsy manaraka sy mitsipaka foana io finoana io.fa diso enao raha milaza fa :"kay tanin'ny kristianina irery mada" maro ny silamo ao diego.morondava,antsohihy,mahajanga,maintirano.
ary sahiko ny milaza aminao,fa efa misy tokoa ny silamo mahery fihetsika ao mahajanga.ny namako iray dia efa voasintondry zareo.ka dia manda izy izao ny filazana azy fa gasy izy.aminy dia silamo izy fa tsy gasy??????nefa io ankizy niara kely taminay.
samy tsy tiako ny fitondrana raha hidiran'ny finoana,toa an'ny USA sy afganista.nefa raha misafidy kosa,dia aleoko miaina any USA toa izay any iran sy afgananista.resaka zo no tiako lazaina eto

50. babalahy
(
22/07/2006 06:31)
OK.Ny zavatra teneniko rehetra tsy misy hazonareo .Avelao handeha ny fifidianana fa izay lany de filohantsika rehetra.
52. Mifenty
(
22/07/2006 19:16)
marina zany babalahy a
na mino lery na tsy mino, na lahy na vavy d fidio zé mapety anao e.
refa lany eo lé oul samy miorakoraka doly iany oe prezidà prezidà kou
53. Mamakely
(
23/07/2006 02:43)
aza tia andrakandrana, tsy izay mamiratra rehetra volamena
izay mirona hifidy mpitondra musulman dia izao no hafatro: sokafy ny maso, jereo ny mitranga any @ firenena entina mpitondra musulman
aty europe aza hoy ianao, firenena kapitalista, tsy tahotra tsy henatra ny communautés-ny aty mangataka (tsara fanahy loatra aho, fa mitaky) hoe hamorona lalàna manokana ho an-dry zareo musulmans rehetra eto izy satria hoe liberal aty, mainka fa hoe mahazo seza izy?!?
ka saino lalina ry mpifidy havana fa tsy kilalao izy ity sao main'ny afo natsangana!

54. rabaradaka
(
24/07/2006 04:37)
Zao no izy ry havako ô, tsy tokony hasiana fanavakavahana aloha e, marina ny an'ny dadatoa babalahy, fa eritreritra ny hilatsaka ilay dadatoa silamo fa mety tsy hilatsaka izy satria fantany ny zavatra miandry azy. Zao no vahaolana : ovay ny tarogna dia soloy ny hevitra, ohatra hoe rahoviana no hiteny hoe hilatsaka ho fidina Ravalomanana
56. rabaradaka
(
25/07/2006 08:19)
Hoy jajaf401 hoe : Lasa fifanjevoan'ny finoana in-1 le resaka zany klé,
Fa ny silamo malagasy ve : maniry hampijoro ireny zava-misy @ tany arabo toy ny ady tsy vita ireny ?
Tsy mba mpanaraka vaovao koa angamba itony olona itony, f'angaha ady foana no ataon'ny Silamo e ! Raha mba manana chance ahitana coran dia mba mamakia

57. fijo
(
25/07/2006 20:54)
ka ben laden koa ani empamaky corna fantadaza e.jereo ny ataony.
babalahy a,aza mora manipy hevitra toa io,fa tohano izay hevitrao.matoa tsy azonay araka ny filazanao,dia tsy hainao ny mampita azy.
babalahy a,aza mora manipy hevitra toa io,fa tohano izay hevitrao.matoa tsy azonay araka ny filazanao,dia tsy hainao ny mampita azy.
59. pakopako
(
26/07/2006 13:17)
Hitako i Gascar mbola tsy mandroso k\'le raha ny fanarahako adihevitra eto toa ny finonana ny tena mandreraka ny sasany fa tsy ilay tsanga-kevitra ijoroany,toa tsy voaresaka ny tany kristianina miady oh: irlandy avaratra, hay ve ka ny fiantsoana hoe: Allah avy ny manahirana ny sasany,na iza ny hitondra eo na iza d tsy maintsy ny lalàna eto dago ny hiasa ary tsy ho silamo daholo koa ny 1erminisitra sy ny ministra ary ny solombavam-bahoaka akory fa ny tena mibahana ao aneritreritraeo ny fanavakavahana ara-pinoana na ny silamo na ny kristianina na bodiste d tsy isika teto ny namorona an\'io fa samy nanaraka tato afara avokoa, mba ovao ny toe-tsaina izany akory tsy midika hoe aza tohanana izay tianareo fa tohano ihany eh!
60. fijo
(
26/07/2006 18:15)
pakopako e,asio siramamy moa korana ty e.
za tsy mpino wa,ka amiko tsy raharahako izay finoana any.fa ny ahy ilay fisainana mihintsy no atahorako.
aty aminay be silamo ary dia tena hitako ny haratsin'ny sain'ireo.ka izay no tsy tiako ho tonga any mada