mbola mitandrina ny lalàna ve ny Kristianina

1. gountera ( 18/07/2006 12:20)
mapisalasala mants toy ny oe Sabatan'nyJehovah satri ny Romana 14 de mlaza fa tsy manin fa mtovy avoko ny andro naf ny zvt mapsalasal ao de ts mten oe sabat ny context eo.de mis mpanompon'A/tra mamaly fa oe ny fiangonana taty @andron'i Paoly ts mtandrn andro intsony ka naôna ar tsik nefa mbol mtandrn ny oe az mjangajang sy ny az mitsirirtr...ren lalàn @Testament taloh ren zan e,fa sabat ian ve zan no atao oe ts mtandrn lalàn isik fa ambany fahasoavana?
novalian'i prime ny 01/08/2006 08:47
2. prime ( 18/07/2006 12:37)
Lazao aloha ary ny mba hevitrao e!:)
3. Herimiafina ( 18/07/2006 13:38)
Ny Kristianina tsy eo ambanin'ny lalàna fa eo ambanin'ny fahasoavana!
4. Achia ( 18/07/2006 18:21)
fa inona le lalàna de inona le fahasoavana ? afaka mifanohitra ve ireo ?
5. Santiona ( 19/07/2006 06:11)
Za alou tena marina raha maharaka intsony e!
Tsy azoko intsony hoe rehefa maninn ny lalàna anaty baiboly no tsy voatery arahina ary rehefa maninn no tsy maintsy arahina. Ra mba misy afak manazav izany dia mba valio. Mba mamaky sy mandinika baiboly ihany aho fa ngamba mbola tsy voavakiko daolo?
6. bimanoa ( 19/07/2006 08:00)
ny didy/lalàna 10 nomen' Atra an' i Mosesy d voafehin' izay voalazan' i Jesoa @ oe: " Tiava an' Atrao amin'ny fonao rehetra ny herinao rehetra ny sainao rehetra ny tenanao rehetra " sy " Tiava ny namanao tahaka ny tenanao ", raha bangoina d didim-pitiavana, izay fehin' ny fahatanterahana rahateo. Tsy manohitra ny didy 10 taloha mihitsy ireo didy ireo fa vao maika manamafy aza. Amiko izany, rehefa manana ny fitiavana isika d mandeha ho azy ny zvt rehetra, voafehy ho azy ny fomba amam-pihetsika sy izay rehetra ataontsika.
7. cutie ( 19/07/2006 11:03)
Mpandefa : Santiona [ Valio ] 19-07-2006 11:11:29
Lohateny : Re : mbola mitandrina ny lalàna ve ny Kristianina
Za alou tena marina raha maharaka intsony e!
Tsy azoko intsony hoe rehefa maninn ny lalàna anaty baiboly no tsy voatery arahina ary rehefa maninn no tsy maintsy arahina. Ra mba misy afak manazav izany dia mba valio. Mba mamaky sy mandinika baiboly ihany aho fa ngamba mbola tsy voavakiko daolo?

anontanio pasitera na mopera:-D
8. Achia ( 19/07/2006 17:12)
ra ry mopera sy ry pasy ve no hnontaniana tsy ho ze fantany na diso ihany aza no lazainy anao ?
9. cutie ( 20/07/2006 01:24)
ka ry zareo mandalina an'io koa, tokony hahay ny valiny.
10. Achia ( 20/07/2006 16:41)
tsy mandalina izy fa managaoma (mikosoka) :°)
11. cutie ( 20/07/2006 16:54)
zany ve ??
Tsy haiko njay zany
Managoma ve ny asan-dry zareo zao
hummmmmmmmmmmmmmmmmmm vao2 njay zany :-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 20/07/2006 17:47)
Mianara ary theolojia sy philosophia 15taona rehefa tsy te hanontany Mopera na pasitera. :wink:
13. prime ( 21/07/2006 09:45)
Efa ireo lazain'i Herimiafina sy Bimanoa ireo ny valiny...
Amiko dia tsotra ny fahitako azy, ny fankatoavana lalàna dia atao satria voavonjy ny mpino iray, ka endrika fanehoana ny fanajàna an'ilay Andriamanitra nitia azy izany. Fitiavana an'Andriamanitra sy ny namana dia tokony ho fiainan'ny mpino satria voavonjy izy ary tsara raha miaina izany fitiavana izany... Raha nahatsapa ny namonjen'Andriamanitra sy ny nitiavany azy, nanalàny azy tao @ haizina ny mpino iray dia valim-pitia amin'Andriamanitra no antony hanajàna ny lalàna... (tsy ambany lalàna intsony izy amin'izay fa Jesosy no mpisolo vava azy na dia mbola manota aza izy indray2...)
Fa ny fankatoavana lalàna dia tsy atao mba hahavoavonjy ny olona fa tsy misy hotanteraka na dia iray @izany aza ny olona. Ka izay ilay hoe ambanin'ny lalàna ny olona iray. Mbola filamatry ny fiainany io ka tsy mbola afa-bela ao izy mandrak'ity ny androany satria mbola mandika izany foana, tsy misy mpamonjy.
14. Achia ( 22/07/2006 04:58)
Fa ahoana moa no ahafantarana hoe manota raha tsy misy lalàna . Ankehitriny nefa dia ny teny hoe tsy eo ambany lalàna fa eo ambany fahasoavana ahoana ny fahazoantsika io teny io fa raha amiko manokana aloha ny fahazoako ay de zao ny fahasoavana dia noho ny fahazoantsika an'iKristy izay nanolotra ny tenany ho sorona ho famelana ny helontsika ary mba hananansika ilay Andriamanitr'i Abrahama ho Andriamanitsika izay tsy nanantsika hatrizay ary ny fianoantsika azy no mitondra antsika hitandrina ny didiny ohatra ny folo izay tsisy miova na tendrotsoratra iray aza sy ireo lalàna maro hafa
15. gountera ( 26/07/2006 04:25)
Santiona:

Za alou tena marina raha maharaka intsony e!
Tsy azoko intsony hoe rehefa maninn ny lalàna anaty baiboly no tsy voatery arahina ary rehefa maninn no tsy maintsy arahina. Ra mba misy afak manazav izany dia mba valio. Mba mamaky sy mandinika baiboly ihany aho fa ngamba mbola tsy voavakiko daolo?



Ka za ko ôtranao zan fzay no matonga a mantan anle iz satri ôtrn ref tinleol ts arahn le lalàn 1 de oe ambany fahasoavan fa ts amban lalàn ndrindr mo fa ny @sabata de tokony afak mjang2 ko zan satri ts amban lalàn fa amban fahsoavn ts aik alo e fa nafa ve de ijang2?fa na ptodr fivavahan sam manan ny eviny!!!
16. gountera ( 26/07/2006 04:39)
bimanoa:

ny didy/lalàna 10 nomen' Atra an' i Mosesy d voafehin' izay voalazan' i Jesoa @ oe: " Tiava an' Atrao amin'ny fonao rehetra ny herinao rehetra ny sainao rehetra ny tenanao rehetra " sy " Tiava ny namanao tahaka ny tenanao ", raha bangoina d didim-pitiavana, izay fehin' ny fahatanterahana rahateo. Tsy manohitra ny didy 10 taloha mihitsy ireo didy ireo fa vao maika manamafy aza. Amiko izany, rehefa manana ny fitiavana isika d mandeha ho azy ny zvt rehetra, voafehy ho azy ny fomba amam-pihetsika sy izay rehetra ataontsika.

Ka ny Testamenta taloha ne mbola Baiboly fa rah zan tenenao zan de tsis ilaintsik Testament taloh intsony.rah azoko tsara ne zan de ts manin na sabots na lahad ve mvavak?satri refa mana-pitiavan de zay ny zava-dehibe.nefa Jeso mits nilaz fa Tompon'ny Sabata ny zanak'olona any @Lioka any ka @mahKristianina ne de tokony manaraka anKristy sa?

17. Achia ( 26/07/2006 08:02)
ye de manaraka ny sabatany ko satria azy ny sabata
18. dadabe ( 26/07/2006 08:47)
hummm mafana ny ady hevitra :°)
19. gountera ( 27/07/2006 12:07)
Tô otran'ny lasa malaza be izy amzao e!nareo ve mbef naeno ny fampianarany?ôtran'ny manakina ny Fiangonana efa misy izy fa de ho very avoko izay tsy Apokalypsy.
20. Achia ( 27/07/2006 20:17)
otran'ny tsy mazava mitsy ny tianao lazaina rakontera a ! iza no malaza be de inona koa zany fanakianana fiangonana zany :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1759