mbola mitandrina ny lalàna ve ny Kristianina

21. prime ( 01/08/2006 08:47)
gountera> misy lohahevitra manokana mikasika ani' pasteur Mailhol atsy ambany atsy fa tsy eto angamba no iresahana an'izay...
Mikasika ny lalàna dia mitandrina tokoa ny kristiana... Fanamarihana fotsiny angamba no ambara fa tsy dia mazava ilay koe "kristiana"... Fa ho an'ny mpino sy mpanara-dia an'i Jesosy Kristy dia efa voavonjy izy ka mariky ny fitiavany an'ilay namonjy azy dia manaja ny teniny sy ny sitrapony ary ny didiny...Izay no atao hoe ambanin'ny fahasoavana... Fa ny olona miezaka mafy hanaja ny didy sy ny lalàna mba ho voavonjy no antsoina hoe ambanin'ny lalàna...:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.297