Mivavaha...

1. LazaDaddy ( 18/07/2006 22:32)
"mivavaha mba tsy ho resin'ny fakam-panahy ianareo" hoy i Jesoa.
Mila mangataka ny heriNY tokoa isika hiaro antsika @ fakam-panahy. I Piera/Petera aza moa efa im-piry lavo, sady efa nantsoin'i Jesoa mihitsy hoe satana (any ivohoko ianao ry satana)...
Homba anareo anie ny Tompo!
novalian'i prime ny 02/08/2006 10:31
2. Tokinao ( 19/07/2006 05:17)
Marina izany!
3. soanja ( 19/07/2006 11:22)
Misaotra an'i LazaDaddy mampatsiahy.
4. cutie ( 19/07/2006 11:34)
saika hanadala za fa aoka ihany sao bedy eo :-D
5. dadabe ( 19/07/2006 12:36)
hummm lasa mpivavaka i cutie le :°):°)
6. cutie ( 19/07/2006 12:44)
zany ve :-D
Fa tsy mpivavaka za taloha ve :-D
7. xxx ( 20/07/2006 14:20)
nilatsahan'ny Fanahy masina ka
8. cutie ( 20/07/2006 15:15)
:-D:-D:-D:-D:-D
9. prime ( 21/07/2006 10:18)
:-D
10. dadabe ( 21/07/2006 11:18)
:roll::roll::-w:-w:-w tena lasa mpivavaka nilatsahan'ny Fanahy masina izany i cutie
11. cutie ( 21/07/2006 17:32)
:-D:-D:-D:-D:-D
tsy aritry dadabe mitsy ve:-D:-D
12. elsami ( 28/07/2006 07:30)
Tsy iadin-kevitra izany fa kosa misy ny vavaka mety tsy hahazo valiny eo no eo fa mila maharitra isika satria misy zavatra saro-pantarina tian'Atra ho tsapantsika ao anatin'ny vavaka .Mahereza e!
13. prime ( 02/08/2006 09:00)
dadabe> :-D:-D:-D
14. LazaDaddy ( 02/08/2006 10:01)
dadabe> ialahy kosa dia efa mihevitra an-dranabavy ho misy tandroka mihitsy angamba!

cutie> aza miteniteny akia fa aleo ho avy hitory teny a! hahaha!
15. prime ( 02/08/2006 10:31)
cutie> courage!!!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1908