d manatena ny fiarahana e

1. piacer ( 19/07/2006 11:15)
za ko zany vao niditra d manantena fa tena ho anmana tokoa nareo rehetra
novalian'i arson ny 01/08/2006 12:27
2. cutie ( 19/07/2006 11:36)
tonga soa e :lol:
3. arson ( 20/07/2006 05:31)
miarahaba anao tafiditra eto @ sera2 de mazotoa miforum so de mitsidika kely fotsiny de lasa an!
TONGA SOA E!:lol::lol:
4. ja ( 20/07/2006 10:11)
tonga soa piacer
5. dadabe ( 22/07/2006 15:01)
yee tonga soa Ja a :D:D
6. ravatorano ( 24/07/2006 04:56)
mankasitrakla ry piacer ah
tonga soa e
:wink:
7. arson ( 01/08/2006 12:27)
tonga soa enao!sady to nanjavona sahady fa tsy hita firy e!
ataoko mandrampihaona inadray zany fa tsy hita
hahahahaa:lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1248