niditra hopitaly eto France

1. xxx ( 18/07/2006 12:18)

Niditra hopitaly tampoka eto france ny reniko (Urgence vitale) , nefa tsy manana couverture sociale .(satria saika mba hanao vacances 3 volana).
Manana assurance izy nefa 25°/° ihany no toa alohan'ilay assurance .Ny ambiny izany izaho no handoha azy : kanefa tsy ho voalohako mihitsy io .Inona no azoko atao .misaotra mialoha .Seheno
novalian'i xxx ny 13/10/2006 21:06
2. Herimiafina ( 18/07/2006 12:22)
Tsaboy aloha ny mararay dai mialtsaka dette amin,ny hopitaly izany ianareo, avy eo mi-negocier amin'ny service financier, fa mety homeny facilité de paiement. :wink:
3. lapino ( 18/07/2006 12:35)
Mijery assistante sociale angamba no tsara. Tokony ho misy any amin'ireny hopitaly ireny fa anontanio, dia izy no mety mahita torohevitra mifanaraka aminao.
Mahereza e! :)
4. sakaizakely ( 18/07/2006 12:38)
ahoana koa ary izany manao xxx izany nefa manao sonia ihany eo ambany.

Izao ry Seheno a ! Tsy manana conseil ny tenako, enga anie tsy ho ren'i Sarko izany sao alefany mody @ charter eo mamanao. Mirary fahasalamana tanteraka ho azy.

Rehefa tonga ny loza,patsa iray tsy omby vava. Manatona ny securité sociale-nao haingana manazava ny resaka sy manangana dossier d'assistance médicale (AMG raha tsy diso aho) fa misy fonds speciaux avy amin'ny cmu afaka mandray ampahany amin'ny laninao raha ny fahatadidiavako azy.
5. Herimiafina ( 18/07/2006 12:57)
Ka izy aza izany etrange tonga manao vacance fotoana vitsivitsy knou. :roll:
6. sipagasy ( 18/07/2006 15:02)
mmhhh sitrana soa ny maharary e!fa io koa izao ny maha tonga ny olona ho sarotiny annnn satria izaho sy ianao no miasa nefa "ilezafy" ny mitatatra, tokony ho ianao ihany ny handoa ny ambiny sisa raha ny tokony ho izy satria ianao no nanao ny prise en charge raha misy voina izay tsy iriana, mety hanjo ilay olona nafaranao!
Mahereza
7. xxx ( 18/07/2006 16:14)
Misaotra nareo namaly,hojereko io lay any @ securité sociale-ko io, rahampitso ihany .
8. watafon ( 18/07/2006 17:31)
d mirary soa ho an'ny marary e!
9. ja ( 18/07/2006 17:39)
tsy haiko na possible ny mangataka CMU na tsia
10. adidy ( 18/07/2006 19:03)
Ny assistante sociale ny hopitaly hatonina dia izy no manao dossier! Izy tsy maintsy tsaboina foana!Mirary soa!
11. fijo ( 18/07/2006 19:26)
misy fanampiana azo ihany ka,fa mitadiava io assistance sociale io,fa efa nataoko io,fa mety.
12. xxx ( 18/07/2006 20:51)

io assistante sociale n'ny hopiotaly io mihitsy no efa natoniko fa ny aide azon'ny Etat atao hono dia rarement positive ka tokony hovonona ny handoha izahay .
13. ja ( 19/07/2006 10:33)
ny aide médicale d'état nge ka toa ho an'ny olona tsy ara-dalàna ny papier any e!
14. fijo ( 19/07/2006 17:57)
ja ie,fa efa niova ny kritera hanomezana azy ka;fa raha ny tokony ho izy manome ihany ry zareo.ny eto marseille aloha manome ihany e.
15. adidy ( 19/07/2006 18:42)
aiza ny région misy anao fa ny aty aminay aty atsimo aloha dia valable hoe manao dossier ny assistante sociale e! Sady raha tsy mitsabo ny mamanao ry zareo dia azo torina hoe non assistance en personne en danger , izay no lazaiko hoe tsy maintsy tsaboiny izy
16. vale ( 19/07/2006 19:55)
ja:

tsy haiko na possible ny mangataka CMU na tsia
raha manana certificat d'hebergement ny olona iray mitombina kah, miaraka @ porofo fa mipetraka kely eto izy, carte orange oh ,etc,,, dia efa mety,ny olona tsisy paps aza mahazo fa "Aide médicale" no iantsoandry zareo azy fa tsy CMU;-) hafa indray ny CMU manko ê :),,, fa nefa afahana mitsabo maimaim-poana koa io an!! na ny nify sns aza!!!,,,ary ny Assistance sociale no mikarakara anireo ka araka ny voalazan'i Lapino etsy ambony moa dia misy Ass sociale any @ hopitaly, dia ireny hatonina haingana, izay no solution tsara indrindra:wink:!,, dia sitrana soa ny marary:wink::-*:-*


17. vale ( 19/07/2006 19:57)
Adidy: marina mihintsy izay!! assistance sociale no haingana ê! izay ry seheno à, dia mirary soa!!!!
18. vale ( 19/07/2006 20:03)
xxx:


io assistante sociale n'ny hopiotaly io mihitsy no efa natoniko fa ny aide azon'ny Etat atao hono dia rarement positive ka tokony hovonona ny handoha izahay .
xxx: azafady fa nanao cours'ampondra koa zah:wink::lol::lol:, hay ve efa nijery ireny ianao ê!! mmmhhh, dia ny assistance sociale any @ Mairie indray hatonina ary aza mampiseho mihintsy hoe tsy mahafantatra ny droit rehetra ianao fa manaova hentitra tsara fa io koa raha vao azondry zareo blagena le olona na dia droit ny izao aza no angatahiny dia ialany bala an amoronany izao sakana rehetra izao, asandry zareo koa manko izay:-D:-D:wink:, bonne chance!:-*:-*


19. fijo ( 20/07/2006 18:03)
mety io wa,fa za efa nampiasa an'io.
20. ja ( 20/07/2006 19:54)
vale>misoatra am le fanzavana

fijo>anky vare!ny fiheverako ny AME(aide m"diclae t'état) manko oe an'ny olona ss papier voir interdit de séjour

fa otsany mahamentra ahy aloha ra za manokana ny mangataka n'io e!satria toa matetika ny tavaratra sy ny b maizina no mangataka ireny fa rhf tsy maintsy ve moa akory atao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8312