niditra hopitaly eto France

41. fijo ( 08/08/2006 17:06)
fa ngaha iza no devoly e,tsy misy an'izany,fa manantona fotsiny ASS socialy dia hita izay vokany
42. mimich ( 11/08/2006 07:12)
[quote=fijo]
ny vavaka tsy mitondra inona,fa ny zavatra atao no misy vokany.

fijo> zay ianao zay an!!
mampatsiahy ahy ny adi-hevitra taloha
43. fijo ( 11/08/2006 19:00)
hi hi hi ndry ko.ka marina izany ko
44. Fiffi ( 12/08/2006 11:30)
tsy hitako izay hidiran'ny devoly @ le resaka!:roll:
45. mimich ( 15/09/2006 07:12)
fiffi> tena marina aloha fa tsy misy idiran devly am le resaka ee fa ny an fijo ndray zavatra hafa ka!!!
46. adidy ( 16/09/2006 21:58)
Fijo: misy ady hevitra atsy @ lohahevitra oe microcéphalie momba ny AME. Ka raha n fanarahako ilay resaka ianao zany efa nahazo? Dia ahoana marina ilay izy?
47. Fiffi ( 17/09/2006 06:06)
adidy: raha mba mamaly eto zao i xxx nandefa ny dinika de mba milaza hoe nanao ahona no tena tsara de ho voavaly ny fanontaniana rehetra.
48. mimich ( 19/09/2006 14:51)
eny wa aky ry fiffi
49. fijo ( 19/09/2006 22:08)
mimich bedy an
50. mimich ( 20/09/2006 06:36)
fijo> fijo moa namako oooo:-* aza bedesina za de tsy miteny2 an'io tsony.
51. xxx ( 13/10/2006 21:06)
vaovao farany:
-tsy nety niantoka ny assurance HAVANA! miova assurance raha mankaty fa fetsy lahy ireo; tsaratsra hoy ny vazaha tia gena raha assurance taty no natao raha hanafatra olona avy madagascar dia alefa any mada, aminizay raha misy litige dia mba misy ny face à face sur place ;
izao tsy misy azo atao fa ity assurance any 10000km,
-mi existe ilay AME à titre humanitaire , tsy misy gasy mba mianatra assistance social ve ,
-ny certificat d hebergement nay :" tsy miantoka raha marary ny vahiny " satria manana assurance .
-zay fa mba miandy hevitra vaovao indray e
seheno
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1156