niditra hopitaly eto France

21. Zina ( 20/07/2006 19:59)
dia ho bonne chance nareo any e.
22. ja ( 20/07/2006 20:25)
zina>misotsa e
23. fijo ( 21/07/2006 20:08)
ja an,aretina no tsaboana,ka le menatra eto ataovy ambadiky ny loha.
tadido,fa raha mijanona 28 andro any ny marary,dia 95 000ff no aloha.ho menatra ve sa handoa an'io???
24. ja ( 23/07/2006 15:34)
fijo
25. sarobidy ( 25/07/2006 08:05)
ho ento am-bavaka e:wink:
26. fijo ( 25/07/2006 21:21)
ny vavaka tsy mitondra inona,fa ny zavatra atao no misy vokany.
ja,izay tokoa aloha e.raha azo hialana dia aleo tsy manao toa izay,fa raha mbola azo hidirana aloha io fanampiana io,aleo mangataka e
27. kelly13 ( 26/07/2006 14:51)
A.M.E. na aide medicale de l'etat! gratuit dol ny soins, ny hosto, ny fanafody, ny dokotera, tt koi! ny tsy fantatro fotsiny d hoe mety @ touriste v izy io sa tsy mety! sinon any italie izy couvert tsara a 100% kou ms bon efa tafiditra aty france mou izy d andramo ny A.M.E.
dia misitraàna soa amantsara ny reninao e
28. fijo ( 26/07/2006 18:02)
andramo aty wa fa mety io
29. kelly13 ( 28/07/2006 09:24)
lolll kay efa nisy resaka ilay AME! zany ry kelly13 refa tsy mamaky ny rehetra a! :oops:
30. Fiffi ( 30/07/2006 20:37)
Raha ny fahafantarako azy indray aloha de zao:

-Ny fahazahoana A.M.E de misy convention io fa tsy hoe misy olona marary tampoka de mahazo an'io . Prioritaire ny zaza latsakin'ny 5 taona .

-Ny tena olana goanava manko de io assurance io indrindra , satria rehefa mandefa an'le certificat d'acceuil ny havana de manisy sonia "sur l'honneur" ary io indrindra no voatonona ao hoe "à la charge an'le olona mihantrano raha sanatria ka misy marary na ilay olona marary mihintsy no mandoha ny frais raha sanatria ka marary.

-Ny fahazahoana C.M.U indray de ho sarotra satria natokana ho an'ny kaomité europeanina io na koa ny olona manana carte de séjour fa tsy ho an'ny touriste

-Ny assistante sociale indray tsy de aiko raha afaka hanampy @ io fa ny zavatra tena tsara hatao de manantona
-Ny medecin sans frontière
-Ny Croix rouge

Ny Croix rouge no tena efficace @ io , fa raha ny assistante sociale tsy maintsy mbola mandalo ny dokotera sefo .
De mirary soa ho an'ny marary.
31. fijo ( 01/08/2006 20:07)
andramo klo,fa hita eo ihany ny valiny
32. Fiffi ( 02/08/2006 05:02)
33. fijo ( 02/08/2006 18:33)
de ilazao izahay an
34. Fiffi ( 03/08/2006 04:48)
nanao ahoana izy zay ry xxx ? tsy hita intsony izy !
35. fijo ( 03/08/2006 18:59)
efa sitrana ngamba ka
36. Fiffi ( 04/08/2006 04:33)
enganie !
37. ttittie ( 05/08/2006 11:56)
xxx:


io assistante sociale n'ny hopiotaly io mihitsy no efa natoniko fa ny aide azon'ny Etat atao hono dia rarement positive ka tokony hovonona ny handoha izahay .


mamnao ahoana ixxx raha ny fantatro aloha dia izaaao tsara rahamaka certificat medical ianao dia iny no entinao any aminy assistante sociale miaraka aminy dossier medical fa omeny ianao tsy haiko na efa tara io torohevitro io tsy efa salama izay mamanao dia mirary soa
38. miangola ( 06/08/2006 12:48)
tsy mahazo AME zany raha mbola latsaky ny 3volana no nahatongavany, ny marary aloha tsy azon'ny hopital ho lavina zany eee fa tsy maintsy enao no mandoa ny frais avy eo, manatona ny medecin du monde ihany aloha fa afaka manampy anao reo
39. diamondra27 ( 06/08/2006 12:56)
efa nanandrana le tenin'i fijo ve nareo e! de ahoana ny valiny?


de nanao ahoana ny f

40. marimarbellanda ( 08/08/2006 14:51)
Voalohany indrindra seheno dia ao jesosy hanampy nareo ary aza kivy mihintsy na inona miseho ny resakolona.Ny afaka atoroko anao dia mankany aminy ASSICTANC SOCIALE any aminy hopitaly ato paris:H.ST-entoine;H.salpetriere;H.rotchild;...
Izay seheno fa mahereza fa manana Antra mahery isika dia mirary fahasalamana any mamanao ;tano mafy ny finona koa fa jesosy no mpanasitrana ambony raha mihazona izany finona azy zany ;aza mety resiny devoly aminy asany rehetra;tsy tery lalana izy fa tano Antra fa ampy ho anao ny fahasoanvany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8314