loza izany!

1. Aino ( 11/07/2006 12:56)
tsy haiko na any @nareo ao france na pais eto europe raha mba mitovy any izao ko!!
fa aty izao rehefa misy tsy mety kely hataonao eny @ arabe dia anasorany lerony ny isa ny permi anao, misy ny sasany ao anatiny 2 jours dia efa tsy manana permis hintsony fa voatery miverina mianatra indray, niza niza anefa io.
novalian'i cutie ny 13/08/2006 18:09
2. bilakarenjy ( 11/07/2006 13:28)
tena mba tsy izy kosa izany kle.Tafahoatra kosa e!
3. salmo ( 11/07/2006 13:32)
Zah misotro foana rehefa ti hisotro de raha tonga ra policia de tenina oe: oye, mañana tengo fiesta oi:-D:-D
4. Aino ( 11/07/2006 13:41)
salmo fa anga misy any izany hintsony na manao fety ianao na tsy eh!! de misotro aza ko izay no tsy anana carnet de conduir eo hintsony,izay aloha vao hianatra fa na izany aza efa azo aty aloha ny anatra ka tsy hananao faona
5. Aino ( 11/07/2006 13:42)
bilakarenjy fa anga hita hintsony eh!! izay tsy mahay mitandrina sy miseho ho bemokondo tahaka andry salmo izao dia efa vita izany ko!!
salmo es broma!!
6. sipagasy ( 11/07/2006 14:36)
mmhhh ka ny lalàna anie natao ho an'ny rehetra e!! aty aminay na dia eo ny eo aza dia afaka esorina ny permis nao dia mbola mandoa lamandy ihany avy eo e!!!
7. vale ( 11/07/2006 19:10)
ie :?
8. LazaDaddy ( 12/07/2006 04:46)
Aino> tsy loza izany fa fisorohana loza ka. :)
9. LazaDaddy ( 12/07/2006 04:52)
Lasa fampisehoana teny vahiny indray eto an! hahaha!

Aino> tu eres muy amable! :-* hahaha!
Salmo> toma un cafe con nosotros?
10. Aino ( 12/07/2006 07:54)
LazaDaddy ka teo aloha anie mandoa lamandy fotsony eh!! izaho anka moa milaza hoe loza fa nehisoriny ny permis si non loza hoany ry zareo zatra mirifatra any hoany, amin'ny izay kosany angamba mety ho fay ry zareo ko, aty manko be ny loza avy amin'io.

tsy mapiseho teny vahiny ka. de merci be fa ianao ihany koa tahaka any izany.
11. Herimiafina ( 12/07/2006 15:18)
Hitako tena favy sady milay be mihintsy iny systeme point iny e, miala point isaky ny infraction, favy an.

Voaharo tsara ny zanakalahinay sy ny zanakavavinay eny andalana raha saziana toa izany ny maditra andalana rehetra.

tsy adala ny fanjakana mametra ny hafainganampandeha ho 80mph ohatra nefa mbola misy maningana mandeha 120mph ihany.
12. fijo ( 12/07/2006 20:19)
ny loza anie,dia tsy manana io permis io akory ny ankamaroan'ny mpitrifana e.
13. Aino ( 14/07/2006 16:09)
fijo ie fa izat te hitondra de mitondra.
14. kally ( 14/07/2006 16:39)
Herimiafina:

Hitako tena favy sady milay be mihintsy iny systeme point iny e, miala point isaky ny infraction, favy an.

Voaharo tsara ny zanakalahinay sy ny zanakavavinay eny andalana raha saziana toa izany ny maditra andalana rehetra.

tsy adala ny fanjakana mametra ny hafainganampandeha ho 80mph ohatra nefa mbola misy maningana mandeha 120mph ihany.


Hita fa adala ny fanjakana raha eny amin'ny autoroute no ferany, eny ny olona mitavozavoza mihitsy aza no mampidi-doza, misy efa hiditra mbola 50km/h ihany. Ny antony namerana voalohany ny hafangainam-pandeha teny amin'ny autoroute anie dia ny adin'i Kippour t@ taona 70 (73) tany e!
Jereo rehefa mandeha any Allemagne ianao misosa fotsiny miridana 200km/h .
Ny any anaty tanàna no ekeko fa ilàna famerana sy rehefa hoe misy fiholahana ilàna fandehanana miadana kokoa


15. fijo ( 14/07/2006 18:10)
aleo ferana ka,izy mitrifana raha gly tsy koi,fa ny mitandrina vonoiny no mampalelo
16. kally ( 15/07/2006 06:51)
Hay fijo saro-tahotra be:lol: raha mandeha mafy sy mampilaza tsara ny lalana halehany (hiankavia sa hiankavanana) tsy mamono izany raha autoroute (autoroute ho'a fa tsy lalana hafa an! sao misy mampifangaro eo indray). Ny miveravera sy ny tsy mampiasa clignoteurs ary manao hitsin-dalana be fahatany no mamono olona fa tsy ny mandeha mafy.
17. fijo ( 15/07/2006 19:30)
kally an,ny ahy,sady mankafy ny natiora aho no mitondra fiara,ka tsy mba voako ity mitrifatrifana hoaiza ity.
18. kally ( 16/07/2006 13:26)
Fa inona koa anea ny natiora ho hitan'i Fijo eny amin'ny autoroute e? Tsy aleo maka lalana tsotra raha izany, dia iny isika miovy hevitra hoe ferana ny hafangainam-pandeha fa aleo ny autoroute ho an'izay maika sa tsy tian-droky indray koa izany?:-*
19. Herimiafina ( 18/07/2006 11:52)
Ka justement ry Kally, ny autoroute dai natao handehanana mafy fa tsy natao handehanana mora, fa tsy ao amin'ny centre ville tsy akory no andeha 12mph.
20. fijo ( 18/07/2006 20:12)
ka ny autoroute anie mizara telo e,dia ny ahy le ankavanan indrindra no tiako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1911