loza izany!

41. cutie ( 05/08/2006 18:17)
:-D:-D:-D:-D:-D
42. Herimiafina ( 06/08/2006 14:04)
Sady mbola mety omby anjy tsara izany varamba izany an! :-D
43. cutie ( 06/08/2006 18:41)
in zany varamba:roll:
44. Aino ( 06/08/2006 22:20)
Laza inn indray izany varamba? de @ inn no hitondrana azy?
45. LazaDaddy ( 06/08/2006 23:56)
Herimiafina> Za hono tsy tiany lesy dia tsy nandeha izy ah! Aiza ko varamba ve hono no mba moyen de locomotion! hahaha!

cutie> Aino> Anontanio i Herimiafina :)
46. LazaDaddy ( 07/08/2006 00:05)
mifankahazo njay reto :-D
tadiavin-ndry hifan-drafy angaha izahay? hahaha!
47. cutie ( 07/08/2006 00:26)
an3:-D
48. LazaDaddy ( 10/08/2006 01:38)
Bon weekend daholo indray fa andeha hisavily varamba hamonjy lalao izahay eee! hahaha
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m44c6b9ad512c2
49. Herimiafina ( 12/08/2006 14:08)
Hehehehe! te handeha ny varamban'i Laza indray ireto marina! hehehehe:-D
50. cutie ( 12/08/2006 17:16)
hay moa 12 aogositra androany :-D
51. Herimiafina ( 13/08/2006 15:40)
Mahalala ny programan'i Laza mihintsy an! :-D
52. cutie ( 13/08/2006 16:03)
tadidiko tampoka:-D
53. Herimiafina ( 13/08/2006 16:24)
Sady manantadidy mihintsy an!
Hoy i mamanay izay hoe: "ny vehivavy no mitazona ny emploi du temps ny vadiny" hehehehe:-D
54. cutie ( 13/08/2006 16:56)
:-D:-D:-D:-D:-D
zany ve tsy orera:-D
55. Herimiafina ( 13/08/2006 17:38)
Mahamahana be indray i cutie an! :-D:roll:
56. cutie ( 13/08/2006 18:09)
mahamahan @in?:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.155