loza izany!

21. kally ( 25/07/2006 14:22)
Herimiafina:

Ka justement ry Kally, ny autoroute dai natao handehanana mafy fa tsy natao handehanana mora, fa tsy ao amin'ny centre ville tsy akory no andeha 12mph.


:roll: Tsy azon'i Herimiafina ary ve ny nolazaiko sa tsy nanaraka izy?:roll:
22. Aino ( 25/07/2006 18:50)
kally mety tsy nanaraka tsara angamba anky izy ko.
23. Herimiafina ( 25/07/2006 18:54)
Hay ve e! Izay vao arako tsara! melsii kally!

Fa hono hoa ry ireto? Fa maninona kay tsy mividy avion supersonic raha tia vitesy fa tsy ny kalesa no tsiarina handeha mafy e? :-D
24. kally ( 27/07/2006 11:52)
Dray aoka aloha ho lasa mpanonta vola dia hividy fa izao aloha mbola kalesy no takatry ny vola dia iny no apiriatina.
25. LazaDaddy ( 27/07/2006 23:43)
Herimiafina:
Fa hono hoa ry ireto? Fa maninona kay tsy mividy avion supersonic? :-D
Noheveriko ho efa supersonic daholo ny fiarakodia. Rehefa miridana mafy be elaela mantsy ilay fiara vao heno ny feon'ilay olona eo ankavia hoe..."moramora ihany akia". hahaha!

Oops! kay moa avy eo ankavanana izy any am lisany fa eo ankavia izy raha any Penang. hahaha!


26. Herimiafina ( 28/07/2006 22:17)
Aiza koa leisy no hisy kalesa volant à droite klé? =))=))
27. kally ( 29/07/2006 12:01)
Ka raha alaina sary mihorirana ve ilay olona roa mifanao aloha sy aoriana mitaingina kalesy tsy hisy havia sy havanana ihany? sô diso aho?:?:
28. Herimiafina ( 29/07/2006 12:37)
Miankina amin'ny sens sy ny direction kah! Raha ao anaty kalesa ianao dia zavatra hafa indray! :-D
29. LazaDaddy ( 30/07/2006 22:38)
Herimiafina:
Aiza koa leisy no hisy kalesa volant à droite klé? =))=))
Misy ka! Ny corolla ascent sy ny mazda 6 :)


30. Herimiafina ( 30/07/2006 23:11)
Ireny indray toa tsy kalesa akory knou! Tena varamba mihintsy, any aoriana ny volant sy ny frein, hehehe:-D
31. LazaDaddy ( 31/07/2006 22:09)
HM> misy fahamarinany kely ihany ny tenin'ingahy satria ilay corolla ascent izao ohatra azo "orienter-na" havia sy havanana sady azo aroso sy ahemotra ny volant. hahaha!
32. LazaDaddy ( 31/07/2006 22:14)
hahaha! ambony ambany re fa tsy havia sy havanana e! hahaha!
33. Herimiafina ( 01/08/2006 14:28)
Le ambany ho an'ny zaza moa ilay ambony hoa n'ny lehibe! hehehehe:-D
34. LazaDaddy ( 02/08/2006 23:59)
35. LazaDaddy ( 03/08/2006 22:15)
Herimiafina> bon weekend ary toi fa andeha hisavily varamba aho aloha. hahaha! :-*
36. Fiffi ( 04/08/2006 07:03)
ny permis eto france de efa à point ! http://www.permis-a-points.com/ de ireo zay vao afaka permis de tsy tena permis intsony fa lasa permis blanc mandritrin'ny 2 taona zay vao mahazo le tena permis raha tsy nanao accident mandritrin'io fotoana io!
37. cutie ( 04/08/2006 21:08)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 04-08-2006 03:15:32
Lohateny : Re : loza izany!
Herimiafina> bon weekend ary toi fa andeha hisavily varamba aho aloha. hahaha!

mifankahazo njay reto :-D
38. Herimiafina ( 05/08/2006 11:45)
Marina leisy izany ra-Laza an! hay ve varamba ny fiaran'i Toi e. Mba sangisangy fotsiny iny an!

Mialona indray le cutie. hehehehe:-D
39. cutie ( 05/08/2006 18:14)
:-D:-D:-D:-D
40. Herimiafina ( 05/08/2006 18:15)
F'hita knou, ary angaha njy tsy niaraka amin,i Laza njay? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2264