Lazaovo fa tavaratra koa i cantona?
1. xxx
(
11/07/2006 14:26)
Eric Cantona zao tamin'ny fotoana androny anisan'ny mpanao baolina nikoizana, sady nahery setra. Nidaroka spectateur nanompa azy sy ny sisa.
Ho an'ireo manafangaro ny fihetsiky zidane sy ny maha-tavaratra azy tamin'iny koudetety iny dia lazaivo fa tavaratra indray Cantona ? :-D:-D
Ho an'ireo manafangaro ny fihetsiky zidane sy ny maha-tavaratra azy tamin'iny koudetety iny dia lazaivo fa tavaratra indray Cantona ? :-D:-D
novalian'i fijo ny 12/07/2006 19:00
2. sakaizakely
(
11/07/2006 15:34)
vakio tsara atsy ambadika atsy vao miresaka fa sao lasa orsizé:{:{
3. fijo
(
11/07/2006 18:04)
marina tokoa,fa nisy avy dia nanafangaro ny maha tavany azy sy iny fihetsika iny.fa za dia gasy reny gasy ray,fa raha za koa no nompana na nanaovana teny mahery,dia mbola nampiako hitsaka iny fihetsika iny.
4. lapino
(
11/07/2006 22:59)
Barthez aza ko!!! Nandrora mpitsara !!!
(ankoatra ny ompa racistes lazain'ireo mpilalao hafa)
sakaizakely, ianao no orsizé eto fa ny size-nao tsinona ilay atsy ambadika! :wink:
(ankoatra ny ompa racistes lazain'ireo mpilalao hafa)
sakaizakely, ianao no orsizé eto fa ny size-nao tsinona ilay atsy ambadika! :wink:
5. nanourand
(
12/07/2006 06:11)
khabil i zidane fa tsy tavany
tsy musulman zany, fa afrikana somary fotsy
tsy musulman zany, fa afrikana somary fotsy
6. MTN
(
12/07/2006 07:11)
nareo reto ...
angaha tsy tadidinareo ilay baolina tany afrika tamin'ny eritaona. Rotaka nony resy ny ekipa iray, naratra daholo na ny mpijery na ny mpilalao na ny polisy na ny mpitsara ...
aiza koa no misy miady an-trano amin'izao?

7. naughtyboy
(
12/07/2006 12:56)
betsaka ihany ry lerony no misy2 toetra eny ambony kianja eny t@ final west germany vs holland iny refa avy niady bol tao @ surface de reparation i gullit sy voller de nororany lery avy tao arina ny vololavany voller fa tsy kobony mpitsara