MPANDOKO

1. tsoupou ( 11/07/2006 11:20)
Nisy corse 1 tafiditra niasa tam colas nanao ny RN4, mpandoko no asa azony tao, lé

loko am arabe reny.
1° jour Nahavita 100m nédala
2° jour 50 mètres no vita.
3° jour 25 mètres indray no vitany.
4° jour 10 mètres sisa vitany.
Ny 5° jour, nanantona azy ny sefo deba :
- Ny andro voalohany elah nahavita 100m be zao, de nihena de nihena, fa maninona

???
Namaly le corse :
- Arakaraky ny handrosoako chef no mahalavitra anlé boatin-doko de mihareraka be za a.
novalian'i kala ny 24/07/2006 12:58
2. MTN ( 11/07/2006 12:49)
ha ha ha, iny kosa no tena poinss kle
mahazo 10 iny
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. mamzelkely ( 11/07/2006 13:11)
=))=))
4. vahatra22 ( 11/07/2006 14:09)
milay fa tohizo e! zay mpamaky! fa refa mahita d mitondra eto!
5. Mifenty ( 11/07/2006 20:03)

eka ozy
6. mandrindra ( 18/07/2006 11:45)
:-D:-D:-D
7. kala ( 19/07/2006 06:36)
sao dia mba tsy corse ary leiry fa belge sa ahoana hoy ela ry watafon?

watafon :*
8. dadabe ( 21/07/2006 15:02)
ouajayy le ary toa mandrevo an'i watafon kala le :°):°):-D:-D nefa wata aza tsy ao akory hahahaha=))
9. kala ( 24/07/2006 12:58)
dadabe > antsoiko amin'io :* leiry fa kalamina toi :wink:
watafon > avia tongava malaky fa befelomana ndray ange dadabe ato nefa izy aza manao :* olona bedabe zà =(( sy tsy miteny akory fa :snif::snif::snif::snif: fotsiny

toa hevitra milay â! :-* toi

aleo zà o^oo^oo^oo^o be fa tsy reviko ny adin'i dadabe :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5113