MAFY BE IO AN !!!

1. tsoupou ( 11/07/2006 12:14)
Nisy vadin-tany (huissier) iray ninjera avy eny @ 24è étage na trano avo iray raha iny izy hampiseho @ olona iny ny hamafini'ny fitaratra amlé trano be.
Vaky tampoka ilay fitaratra de nanidina otran'ny batman razoky
:D :D :D :D :D
novalian'i kala ny 19/07/2006 07:15
2. Aino ( 11/07/2006 13:31)
zavatra misy ve io ry tsoupou?
grave be izany, iznay rehefa miseho milay laotra.
3. Silo ( 11/07/2006 13:52)
Andray kosa ry Aino !

Raha tena marina izany de tsy tokony ho latsa kosa no atao e!
4. ja ( 11/07/2006 17:53)
zany ve ry tsoupou?
batman be?humm izany an!!
ary izy mahay mamorona an!sady blagy angalarina ireny?
clap clap aloha tsoupou e!
5. Mifenty ( 11/07/2006 19:13)


sao d i clark kent kosa lesy zany ry tsoupou
6. mamzelkely ( 12/07/2006 06:23)
za vô saika hiteny ry mifenty we sô de ts batman fa i...:-D:-D
7. Aino ( 12/07/2006 07:43)
Silo ka tsy miheritreritra laotra anie alohany anaovana zavatra na dia mafy be aza ve dia eny @ fitaratsy ny rihina faha 24 no ande hitonatonana.
8. tsoupou ( 12/07/2006 11:10)
Ze tsy naharaka hatr@ voalohany ireo ZAVA-NISY MARINA nalefako teto aloha dia tsy ho kôp mitsy hoe tsy blague noforoniko velively no nataoko tato.
Zava-nisy marina voarakitra any @ site iray ireo, izaho fotsiny no nadika azy am dika-teny malagasy malalaka, araka izay ahazoako azy.
Ary sûr ve nareo miteny hoe "Sao dé nangalarina" ireo fa zé blague nalefanareo teto dé nareo no namorona azy fa tsy notantaraina na hitanareo tany amin'olona hafa ???
Otran'ny mampmé a zany.:D
9. sarobidy ( 18/07/2006 11:15)
alaivo sary an-tsaina tokou nge zany e
10. mandrindra ( 18/07/2006 11:34)
sarobidy, hitako antsaina le sary, dia ahoana ?:-D:-D
11. kala ( 19/07/2006 07:15)
zà zao vao avy nianjera hatreny ambony avion nefa tsy naninona no tsy vaky le fitaratra ka!_tamin'ny nofy le fianjerana ê! :wink:
mba te- ho bat woman, hay moa tsy izany refa vhv ô
=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4947