TRONCONNEUSE

1. tsoupou ( 11/07/2006 12:09)
Tratra ambody omby ity vehivavy iray raha nanafika hotel iray miaraka amin'ireny tronçonneuse électrique ireny. Ny olana anefa dia sady tsisy batterie no tsisy courant ilay izy ka dia tavela teo rasipa.
Aza mbô sagnagna ihany ho a.
2. Bariry ( 11/07/2006 16:02)
Merci tsoupou ! Ary taiza hou'ah no nitsoponan'i tsoupou an'ireo rehetra ireo?
3. Mifenty ( 11/07/2006 19:47)


fantatra iany lesy ny vevavy fa tsy oe sanana izy a hihihi
4. mamzelkely ( 12/07/2006 06:16)
Mifenty :evil: nao aaa:x :°)
5. tsoupou ( 12/07/2006 11:18)
Mbola ao anatin'ilay série ZAVA-NISY MARINA io fa nadika t@ teny malagasy.
Any am blaogy izy no teny frantsay.
Manaova recherche am google ohatra dé ataovy oe "faits réels" ny mots clé, miaraka amlé guillemets an.
6. mandrindra ( 18/07/2006 11:40)
mifenty, marina izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0541