lasopy tongotr'omby

1. dailynews ( 11/07/2006 17:13)
ahoana kay ry reto ny fahandroana izy io? misaotra
novalian'i vale ny 19/07/2006 20:18
2. vale ( 11/07/2006 20:20)
andrahoy malemy be fotsiny dia izay koa, tetehana, sns, azo andrahoina miaraka @ tsaramaso maina koa + voatabia , oignons,,,,
3. vale ( 11/07/2006 20:24)
mety koa andrahoina miaraka à carottes,,,,mazotoa !!
4. dailynews ( 12/07/2006 15:05)
tonga dia miaraka arotsaka ve ny tsaramaso maina sa andrasana aloha ? ary alona koa ve aloha ny tsaramaso maina ?
misaotra
5. bichette ( 13/07/2006 06:23)
miam miam
6. nenipita ( 13/07/2006 08:33)
andrahoana ketrehina ela be aloha ny tongotr'omby ,ela be io vao masaka tsara an, de arotsaka miaraka ao ny karoty voatetika sy ny ovy voatetika, asiana tongolo poarao. Endasina ny tongolo oignons na raviny sy ny voatabia ary ny hanitra isan-karazany, afangaro ary atao be be rano dia hoanina mafana tsara de zay le lasopy.Mazotoa homana e
7. mandrindra ( 13/07/2006 09:34)
vale:

mety koa andrahoina miaraka à carottes,,,,mazotoa !!


noana be aho le, miam miam, slurp slurp

8. vale ( 13/07/2006 20:57)
:D:miam::miam::wink::D
9. vale ( 13/07/2006 21:00)
dailynews:

tonga dia miaraka arotsaka ve ny tsaramaso maina sa andrasana aloha ? ary alona koa ve aloha ny tsaramaso maina ?
misaotra
euu, zay masaka mialoha no atao voalohany akià, tena tsy haiko indray izay aloha fa zà faly minana ftsn:wink::oops:


10. vale ( 13/07/2006 21:03)
bichette:

miam miam
bichette: taiza foana akia ndry? miam be mintsy reo aky a!:D:-*


11. naughtyboy ( 17/07/2006 14:16)
kaly milay ko zany fa enoko @ ny afrikana mihinana azy io ko de anisany sakafony mpifankatia (natural aphrodisiac) izy io any amzareo
12. vale ( 19/07/2006 20:18)
hummmm,:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0989