I ZEFA MAGICIEN ...

1. tsoupou ( 11/07/2006 09:07)
Nilentika ny sambon'ireto mpivady, rangahy magicien ary ramatoa assistante.
Sosotra i ramatoa indray andro :
- Bitro, voromailala, bitro, voromailala, ... Dé ireo foana, fa nga enao tsy mahay mamoaka zavatra hafa amin'iny satrokao iny mihitsy raha tsy ireny e ??? Mba ataovy steak be na cotelette ndray fa tena mankaleo mihitsy.
Inona ny lesona azo tsoahina amzany ary ???
novalian'i pissoa ny 12/07/2006 04:11
2. lapino ( 11/07/2006 09:18)
- Bitro, voromailala, bitro, voromailala, ...
:-w:-w:-w
3. pissoa ( 11/07/2006 09:23)
lapino, =))
inn njay mahalasa saina an'le eo :-w:-w:-w
4. tsoupou ( 11/07/2006 09:38)
Ita oa
5. lapino ( 11/07/2006 10:28)
Ka hoe inona no lesona azo tsoahina am'zany ko?! :wink::-D:-D:-D
6. papala ( 11/07/2006 10:32)
tsoak'evitra ?
bitro=lahy
voromailala=vavy

marina sa tsy marina ?
7. sarobidy ( 11/07/2006 10:37)
papala:zany ko ve de hitombina hihii:-D
8. papala ( 11/07/2006 10:42)
lesona azo tsoahina ?
mankaleho ilay mamerimberina zavatra foana ?
9. pissoa ( 11/07/2006 10:43)
Lesona azo tsoahina

bitro = steak
voromailala = cotelette

:roll:
10. MTN ( 11/07/2006 10:51)
sambo
11. lapino ( 11/07/2006 11:07)
papala, :roll: Fa mila hoe hendry foana izany bitro izany aloo e! Voromailala ve? :{:{:-D:-D

pissoa :evil:
12. mamzelkely ( 11/07/2006 11:12)
ny lesona ve

mahay manambôtra bitro sy voromailala le mazicien :°)
13. lapino ( 11/07/2006 11:18)
Tokony hoe bitro sy lievre vavy (asa inona no anaran'zany ... :wink: )
14. pissoa ( 11/07/2006 11:23)
Maninn an'i lap kou za? :snif:
15. pissoa ( 11/07/2006 11:28)
lapino:

Tokony hoe bitro sy lievre vavy (asa inona no anaran'zany ... :wink: )

Lapina no anaran'zany :roll::-D:-D:-D

16. lapino ( 11/07/2006 23:09)
pissoa:
bitro = steak
voromailala = cotelette
Zany koa ve de mba lesona e?! Mihinankinam-poana am'zany eo fa atôvy moo! :wink:
Fa ahoana koa no maha Lapina an'zany? :roll: lièvre vavy hoa! :wink:
17. pissoa ( 12/07/2006 04:11)
Hihihi, ngah misy resaka hihinana eo raha tsy manome lesona fotsiny e 8)

Ka tsy haiko zany refa tsy lapina :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0479