I ZEFA MAGICIEN ...
1. tsoupou
(
11/07/2006 09:07)
Nilentika ny sambon'ireto mpivady, rangahy magicien ary ramatoa assistante.
Sosotra i ramatoa indray andro :
- Bitro, voromailala, bitro, voromailala, ... Dé ireo foana, fa nga enao tsy mahay mamoaka zavatra hafa amin'iny satrokao iny mihitsy raha tsy ireny e ??? Mba ataovy steak be na cotelette ndray fa tena mankaleo mihitsy.
Inona ny lesona azo tsoahina amzany ary ???

répondu par pissoa le 12/07/2006 04:11
11. lapino
(
11/07/2006 11:07)
papala, :roll: Fa mila hoe hendry foana izany bitro izany aloo e! Voromailala ve? :{:{:-D:-D
pissoa :evil:
pissoa :evil:
13. lapino
(
11/07/2006 11:18)
Tokony hoe bitro sy lievre vavy (asa inona no anaran'zany ... :wink: )
15. pissoa
(
11/07/2006 11:28)
lapino:
Tokony hoe bitro sy lievre vavy (asa inona no anaran'zany ... :wink: )
Lapina no anaran'zany :roll::-D:-D:-D
16. lapino
(
11/07/2006 23:09)
pissoa:Zany koa ve de mba lesona e?! Mihinankinam-poana am'zany eo fa atôvy moo! :wink:
bitro = steak
voromailala = cotelette
Fa ahoana koa no maha Lapina an'zany? :roll: lièvre vavy hoa! :wink:
17. pissoa
(
12/07/2006 04:11)
Hihihi, ngah misy resaka hihinana eo raha tsy manome lesona fotsiny e 8)
Ka tsy haiko zany refa tsy lapina :-D:-D:-D
Ka tsy haiko zany refa tsy lapina :-D:-D:-D