Adiresy @namana.serasera.org mbola mitohy
1. hery
(
11/07/2006 06:41)
Manahoana daholo,
Efa misy vitsivitsy ny namana no manana sy mampiasa ny adiresy solonanarana@namana.serasera.org. Taorian'ny fanitsiana kely natao dia naverina nosokafana indray ny takelaka fangatahana adiresy.
Raha te hanana adiresy toy ny hoe solonanarana@namana.serasera.org ianao dia http://serasera.org/namana/?rub=pages/page&page_id=p448d11937883f
Misaotra

répondu par dd le 08/08/2006 12:29
3. rabaradaka
(
17/07/2006 12:29)
Eh azafady kely tompoko, dia ahoana moa no fampiasana azy ity. tsa mba hainay avy any ambanivohitra mantsy ny marina e
5. dd
(
08/08/2006 12:29)
salut hery,
tsy tadidiko intsony na mbola mandeha ny ahy na tsia!
voalohandohany t@ nahazo an'io iaho fa mba rafréshisévo kely hoe ny fitadidiko azy?
misaotra ee!!