Efa misy vitsivitsy ny namana no manana sy mampiasa ny adiresy solonanarana@namana.serasera.org. Taorian'ny fanitsiana kely natao dia naverina nosokafana indray ny takelaka fangatahana adiresy.
Raha te hanana adiresy toy ny hoe solonanarana@namana.serasera.org ianao dia http://serasera.org/namana/?rub=pages/page&page_id=p448d11937883f