Zidane reveko

1. nikopol ( 11/07/2006 06:39)
Za indray kalony dia mirevy Zidane ninn ninn resahan-lisany e ! Reveko ny filalaony, reveko ny personnalité-ny, reveko ny modestie-ny, reveko ny zavatra ataony akoatran'ny foot ... le coups de tête tsy koi iny amiko fa tokony nataon'lery mafimafy kokoa :lol::lol:


2. Fanja1 ( 11/07/2006 06:47)
3. xxx ( 11/07/2006 06:52)
F'angaha moa hanao izay tsy hitiavan'i Niko an'i Zidane no tanjona eto raha miresaka ny zava-misy e? Malalaka eto ny maneho ny fitiavany sy ny tsy fitiavany dia reveo e!:wink:
4. lanto ( 11/07/2006 06:53)
hatraty io ! Ba glady be nikopol :-*
5. lapino ( 11/07/2006 07:11)
nikopol:
le coups de tête tsy koi iny amiko fa tokony nataon'lery mafimafy kokoa :lol::lol:

Ka sô de lery ndray no vaky loha fa tsy ilay nasiana no vaky tratra ko! :-D:-D

6. naughtyboy ( 11/07/2006 07:16)
tsy misy ampina na angalana fa masaka ny kozy Niko
7. nikopol ( 11/07/2006 07:18)
xxx no comment
lanto merci lol
lapino; io nge less le we samy mba mampiasa ny moko-dohany zany e: ny an-lery tamin'iny zay no tiany nampiasaina ny azy! :lol:
8. nikopol ( 11/07/2006 07:19)
naughtyboy siksa milay e ! revena manja foana io e
9. rivelino ( 11/07/2006 07:24)
za kou les r zalah mirevy an Zidane malgrès n zvt nataony...Ny fo ranomafana ka rariny lery raha ts nahatana n emotion-ny fa possible mis n resaka racisme/discrimination/insulte nataon' i Materazzi tao! Tokony hisy mits enquete matotra momba an'io raharaha io fa ts rariny zao! marina fa ts nety ren fihetsika nataon' ny akamatsik ren ten ambony kianja ren!(nefa rariny kosa raha......)
10. naughtyboy ( 11/07/2006 07:26)
Oki dok Niko
11. andrea ( 11/07/2006 08:04)
niko > :arrow:
12. nikopol ( 11/07/2006 08:04)
andrea inn no dikan'io ? :lol:
13. andrea ( 11/07/2006 08:08)
niko >>>> (l)(l)(l)(l):-*
14. VIRGINIE ( 11/07/2006 08:12)
izaho koa toa anao ,tiako izy,fa raha ny zavatra nataony marina anie no dinihana dia rariny ihany ,na dia izaho izao ary no asiana any @ maharary ahy mba mety hitraotra ihany ,tsy misy olana ny nialany tao anatin'ny lalao ,izy koa efa reraka ,efa hisotro ronono,
Efa natao ambi-teny tao anatin'ny lalao mandrakariva ny Racisme,noho izany izay olona nandika ny discipline no tokony hiaran'ny sazy faran'izay henjana.tokony hampandalovana any amin'ny fitsarana ambony iny raharaha iny.
15. MTN ( 11/07/2006 08:40)
declaration d'amour re izao eh :°)
16. naughtyboy ( 11/07/2006 09:32)
nena reviko daolo refa mankafy zidane na b aza ny tsy tia alao reny hitoto koba hatavy,tsy iny ihany akory mpilalao mahery setra fa maro2 toa andry vinnie Jones anglisy mpirombo eny ambony kianja nefa lasa vedety any holywood any lery zao de aleo pehany any refa kely endaka
17. Mifenty ( 11/07/2006 11:38)


ny tavaratra oa tavaratra iany na d am sehatra ambony aza.
18. naughtyboy ( 11/07/2006 11:58)
herisetra ny oul 1 eny ambony kianja de tsy ny tavaratra ihany no manao kah misy an'io n'aiza2
19. bilakarenjy ( 11/07/2006 12:34)
za indray tsy mirevy an'ingahy zinedine ,fa ny filalaovany baolina sy ny fihetsika teknika asehony no mahafinaritra ahy .Resaka baolina no mahaliana ahy amin'ny lery fa ny ankoatra izay tsy misy azo alain-tahaka .
20. naughtyboy ( 11/07/2006 13:38)
safidy ny we reviko na tsia ka tsy iadinkevitra fa tsotra ihany io zidane = zidane ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2416