BE COCO BE !!!

1. tsoupou ( 11/07/2006 08:40)
Dika teny malalaka an !!!
Tany am bar tany Arabie saoudite i Chirac sy Bush nana-py kely, dé tratran'ny polisy.
Tsy fanao ny misotro toaka any na dia misy aza ny fivarotana azy.
Voaheloka ahazo vely karavasy 20 avy iz mitsam.
Hoy tampoka lé deba be oe:
Deba (tsy ratsiraka io an, so dé misy susceptible be ndray eo) : Anniversaire-ny vadiko voalohany androany ka noho ny hafaliako dia afaka manao voeu 1 avy nareo mitsam fa hotanterahiko zao dé zao, alohan'ny hikapohana anareo am karavasy (fouet).
Bush : Azafady, mba asio ondana mifatotra ato andamosiko ato.
Dé nasiana ondana nefa niboraka lé izy tonga teo am faha-10-nlé kapoka. Dé nitomany be nedala sady mandé rà be mitsy.
Tour-ny chirac ndray zao.
Deba : Inona ny voeu anao ??? Fa satria faly be mitsy a t@ za tany amnareo dia 2 voeux ny anao fa tsy 1 otran'ny an'i Bush
Chirac : Misaotra anao be dia be a deba. Koa satria ianao tsara fanahy dia ny voue-ako voalohany dia aleo 100 coups de fouet ny ana.
Deba : Mahagaga izany, fa ra izay moa no tinao tsy maninona, ary ny voeu n°2 ???
Chirac : Aleo afatotra eto an-damosiko ihany i Bush teo.
Dé hainareo ny tohiny
novalian'i little ny 14/07/2006 05:14
2. tsoupou ( 11/07/2006 09:41)
Misy manala ny blague alefako sasany ka tsy haiko hoe tsy mendrika ny atao eto am Hatsikana sy lalao ve ???
3. sarobidy ( 11/07/2006 10:28)
de inna ny tohiny fa liana be a e!
4. MTN ( 11/07/2006 10:48)
niboraka koa i Bush dia voa ihany i chirac :-D
5. little ( 14/07/2006 05:14)
=))=))=))=)), be coco marina zany ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2783