NY FORMATION OMENA ANTSIKA
1. tsoupou
(
08/07/2006 12:22)
Asa raha mba efa nodinihinareo fa ny ankamaroan'ny zavatra ampianarina antsika any am-pianarana tsy dia ampiasaina akory na amin'ny fiainana andavan'andro na amin'ny asa. Marina fa hoe base daholo ireny fa na dia izany aza.
Tsy tokony hovana ve ??? Sa izay ity formation de base à 7 ans ity ???

novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 06:31
2. ja
(
08/07/2006 18:20)
ny ahy aloha dia ilaiko daholo izay nianarana tany am-pianarana e!
marina fa ny histo geo tsy dia misy idirany @ fianarana ataoko @ izao fa dia mba "connaissance générale" ho an'ny tena e!fa tsy badraodra raha misy olona hafa miresaka aminao dia kopy ianao oe inona no tiany tenenina
ka dia soloina inona ary rehefa izany?inona ny sosokevitrao?

3. Herimiafina
(
08/07/2006 20:34)
Isika no tsy manhay mampihatra azy fa variana amin'ny zavatra hafa foana ny saina fa tsy hoe ny zavatra ampianarina no tsy mahomby.
raha ampianarian manisa izao ny zaza dia tsy ilaina ve izany?

5. Zina
(
08/07/2006 23:51)
Tena ampiasaina andavan'andro tokoa moa izy rehetra ...n ageo na histo na etc...
6. tsoupou
(
10/07/2006 12:43)
Izay no hitenenako hoe "Base" daholo ireny. Saingy betsaka loatra ka no tsy hilain'ny ankizy raha ohatra ka mijanona tsy mianatra eny antenatenany izy.
Ny hitako solution dé oe :
1- ny base eo ihany fa manomboka amin'ny secondaire ohatra dia mba atao formation professionnalisante. Tonga zany dé any d'efa manomboka mi-s'orienter @ domaine iray ilay mpianatra fa tsy rehefa afaka BAC vo oe "Inona zany zao no hataoko ???".
2- Ny primaire dia atao obligatoire toy ireny any asie ireny.
3- Tsy maintsy mandalo herintaona (1an) (fa tsy herimiafina an :D , sady mba asiana tsiky ihany na resaka sérieux aza an) farafahakeliny ao amin'ny secondaire premier cycle (efa mba mahazo formation professionnalisante amzay).
Mba misy bagage ho entina hiatrika ny asa amzay.
Ny zava-misy anie izao, afaka BAC dé hoe hiasa, "hanao inona ???". Hanao chauffeur aza mbola mila formation hafa indray; comptable ??? Mbola mila formation hafa izany.
Sa ahoana hoy nareo ???

7. Herimiafina
(
10/07/2006 12:50)
Raha izay indray aloha dai mazava tsara ny tian'i tsoupou tenenina e.
Ny tokony ho izy dia misy safidy maromaro toy ny efa napetraka teo aloha, raha hisafidy ny ensdeignement general ianao ohatra apres ny BEPC ka afaka Bacc, tsy tokony mbola andeha hiasa izany mihintsy fa hanaohy specialisation eny amin'ny oniversité.
Raha te hiasa afaka bac dai aleo indray tonga dai nivadika enseignement teknika.

9. tsoupou
(
11/07/2006 06:31)
Ny vokatr'itony serasera itony rehefa alamin'ny mpandrindra tsara (Herimiafina) dia tokony halefa am Mr Haja (MIN). Sa ahoana ??? Na any amzay ministera tokony hiantefan'ilay sosokevitra.