aiza no misy an'izany??

1. xxx ( 08/07/2006 18:06)
izaho oa ry ireto mitady bandy sady tsy mifoka no tsy migoka no tsy miloka no sady indrindraindrindra TSY MAMPIRAFY no sady BOGOSSY koa(tsy oe tena bogossy be fa manjary lasan'ny sipa hafa fa na dia izany aza misy jerena e!)
ka dia iza hono no mba liana?
novalian'i Tokinao ny 04/08/2006 06:48
2. pissoa ( 08/07/2006 18:08)
xxx:
izaho oa ry ireto mitady bandy sady tsy mifoka no tsy migoka no tsy miloka no sady indrindraindrindra TSY MAMPIRAFY no sady BOGOSSY koa(tsy oe tena bogossy be fa manjary lasan'ny sipa hafa fa na dia izany aza misy jerena e!)

Ato am'serasera ary dia efa misy knou :roll::-D:-D:-D
3. ja ( 08/07/2006 18:26)
humm izany ve ry pissoa?
zany hono ry xxx?tabdremo soa dia tara train ka lasan'ny hafa eo ??
4. Herimiafina ( 08/07/2006 19:48)
Misy izany fa tadiavo eo ihany fa ho tonga ho azy eo e, rehefa tsy mitady ianao de manantona ho azy eo izy! hehehe:-D
5. lapino ( 08/07/2006 20:20)
xxx, ka izy aza TSY MAMPIRAFY ko! :wink:
6. fasaly ( 08/07/2006 20:21)
iza mahita sy mahafantatra fa efa mikandrakandra ny ho ahy kou zà klou zao de aleo tsy teninteny raha tsy peziko vao lazaiko:°):°):°):°)
7. ja ( 08/07/2006 20:49)
humm fasaly tsy azoko
za koa kalongany mitady e!avis aux interressés
:p
8. fasaly ( 09/07/2006 12:20)
ja: zà wa mahita io kritera am dinika ambony io fa ho kandrakandraiko ho ahy lay izy kalou raha ho azoko fa raha efa tsy ho azoko vao lazaiko an'i xxx!!:°):°):°):°):wink:
9. ja ( 09/07/2006 17:03)
fasaly>hihihihi izany ve?andraso aloha izany hietsiketsika fa soa tara train,soa lasandry sy xxx etsy ambony eo voa tara kou
10. Herimiafina ( 09/07/2006 18:41)
Misy mihintsy io olona io kah, tena misy io, izaho koa mba nitady sipa otran'io fahiny fa nony hitako dia loza fa tsy tia ahy ilay sipa fa bandy degany no tadiaviny!
11. ja ( 09/07/2006 19:42)
herimiafina>izany ve?
12. sakaizakely ( 09/07/2006 20:08)
aza mitady intsony fa izaho no nahazo azy :-D:-D:-D:-D

xxx:

izaho oa ry ireto mitady bandy sady tsy mifoka no tsy migoka no tsy miloka no sady indrindraindrindra TSY MAMPIRAFY no sady BOGOSSY koa(tsy oe tena bogossy be fa manjary lasan'ny sipa hafa fa na dia izany aza misy jerena e!)
ka dia iza hono no mba liana?




13. diamondra27 ( 09/07/2006 20:12)
:-D:-D

mahita atao 'nareo rankizy

xxx: colar mbola mitady fa izy anoratana
14. xxx ( 09/07/2006 20:47)
sakaizakely kosa e!sa dia mba zaraintsika roa?
colar hoy i diamondra27?andraso ary oe
15. mamzelkely ( 10/07/2006 06:43)
za ko mahita ry xxx fa alaiko ho anah le izy hihi ny aza hitako ka mitovy le samy ketrehanay sy fasaly klé :roll::-D:-D:-D
16. naughtyboy ( 10/07/2006 07:01)
za mafantatra xxx tsy migoka fa misotro kely mifoka fa tsy miloka sady tsy mampirafy tsy bogosy zany fa gasy ka manja ka iza no mahasaky?
17. mi ( 10/07/2006 08:54)
fa ahoana ry xxx enao no tsy mahita an'izany? (l)za mahita be dia be.:*:* za zao mahalala ol 4 ato @ serasera ah ah ah ah ah.hiiiiiiiiiii:lol::lol:
18. MTN ( 10/07/2006 08:59)
fa angaha ratsy ilay migoka eh. Refa hainao ny mandanjalanja azy dia migany be mihitsy io.
hmmmmmmmm
oups, sao dia lhl aloha xxx eh, tsy poinss
19. ja ( 10/07/2006 09:34)
ie!soa dia lehilahy marina i xxx!
humm za alou ry MTN tsy tia lona misotro sy mifoka kou
humm za koa andeha hitady soa tara kle
20. fasaly ( 10/07/2006 09:50)
mamz::-D:-D:-D:-D:-Dmarina zany ao de mitovyaza lay ketrehintsika io de ahoana zany:roll::-D:-D:-Dzaraina ka!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3525