aiza no misy an'izany??

21. nambina ( 10/07/2006 10:18)
naughtyboy>ela zany lety tsy mifoka no tsy miloka fa mampirafy kely satria gasy manja?=))=))

MTN>migoka 1tavoangy kosa tena ratsy be mihintsiny, k na lhly aza i xxx d maninona less? mande ho azy io:-D:-D:-D

ja>malaky haingana mijery fa so tara eo tokoa:-D:
22. mamzelkely ( 10/07/2006 10:31)
fasaly ;) siora zay le mahampinamana mifampizara ny manta sy ny machaka na ny vô hoketrehana aza :-D:-D:-D
23. MTN ( 10/07/2006 10:41)
nambina: arakaraky ny habehan'ilay tavoahangy,
Tsy mandeha ho azy mihitsy izany, sao dia lasan'ny pelaka eo ny tokony ho an'i ja;-)
24. pissoa ( 10/07/2006 11:02)
K'hita wa ry MTN ... raha ny iray tokony ho an'Ja mou ny iray tokony ho an'i pissoa e :roll::-D:-D:-D
25. nambina ( 10/07/2006 11:18)
MTN>:-D:-D:-D
tsy maintsy manao savidy virtoaly ela lety a, na i xxx na i ja=))=))=))na i pissoa:)
26. Herimiafina ( 10/07/2006 12:14)
Andraso hoe resahako ho an'i xxx i Laza raha mety, raha tsy efa manambady koa izy izay! :-D
27. nambina ( 10/07/2006 12:37)
:-D:-D
28. pissoa ( 10/07/2006 16:54)
Herimiafina, hihihi.
29. ja ( 10/07/2006 17:19)
pissoa:

K'hita wa ry MTN ... raha ny iray tokony ho an'Ja mou ny iray tokony ho an'i pissoa e :roll::-D:-D:-D



pissoa humm tandremo mangalatra ny ahy an :p
za aloha tsy mizara e!
30. ja ( 10/07/2006 17:20)
herimiafina>soa mampidy doza oan'i xxx eo elà
31. Herimiafina ( 10/07/2006 17:21)
Olombelona efa 6 miliara io ve ry zareo de iny iray iny no iadivana. Ny vodintsobika aza hono manantandrify maika fa ny antsika tsirairay avy! :wink:
32. lapino ( 10/07/2006 17:25)
HM > tsy aleo ve mba mijery kombaka-na sipa kle?!
"Allez les bleus!!!" :-D:-D:-D
( bleu = mangana ;) )
33. pissoa ( 10/07/2006 17:33)
ja, zah tsy mangalatra zany fa olombelona 6 miliara ony ozizy i Herimiafina ... ny lehilahy izany 2.5 miliara eo ho eo ...

ampiana an'le oe tsy mifoka de lasa 1 miliara
ampiana an'le oe tsy migoka de lasa 0.5 miliara
ampiana an'le oe bogosy de lasa 0.1 miliara (Bandy 1 isaky ny 5 no bogosy :-D:-D:-D )
ampiana an'le oe tsy mampirafy dia lasa 2 sisa (tsisy oe miliara io an)

Donk, ny iray andry, ny iray an'i pissoa :roll::-D:-D:-D

34. ja ( 10/07/2006 17:43)
pissoa>zay mihitsy
hihih taraiky i xx izany kou
35. lapino ( 10/07/2006 17:49)
fa olombelona 6 miliara ony ozizy i Herimiafina ... ny lehilahy izany 2.5 miliara eo ho eo ...

8O8O zany tarehimarika e! De ahoana fotsiny angaha le sipa 1 miliara? :roll:
36. pissoa ( 10/07/2006 18:02)
Ka efa oe eo ho eo
Tsy tafiditra ao am'le 2 farany indray de 8O8O eo :wink::-D:-D:-D
37. Herimiafina ( 10/07/2006 18:12)
Le hoe tsy mifoka tsy migoka tsy mampirafy sady bogosy misy fa mety pelaka dia ahoana ny atao? hehehehe=))=))
38. lapino ( 10/07/2006 20:10)
Eny hoà, na mety hoe mompera koa :-D:-D:-D
39. Lalah ( 11/07/2006 03:35)
Androky agny ry xxx ka hidiran angano amin io manao annonce mitady lehilahy io, marina moa fa atovy anga.
40. pissoa ( 11/07/2006 04:25)
Herimiafina & lapino, dia tsy atao n'inn n'inn ka 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.783