aiza no misy an'izany??
62. Noslid
(
19/07/2006 05:53)
xxx:
izaho oa ry ireto mitady bandy sady tsy mifoka no tsy migoka no tsy miloka no sady indrindraindrindra TSY MAMPIRAFY no sady BOGOSSY koa(tsy oe tena bogossy be fa manjary lasan'ny sipa hafa fa na dia izany aza misy jerena e!)
ka dia iza hono no mba liana?
Manontania an'i fijo fa izy hono mbola virja ka angamba ao amin'ilay tadiavinao tsara. Tandremo sao dia mankany amin'i dadabe ah! Ny anarany aza efa hoe dadabe ka ny antitra antitra ihany
68. Tokinao
(
20/07/2006 08:08)
xxx:
izaho oa ry ireto mitady bandy sady tsy mifoka no tsy migoka no tsy miloka no sady indrindraindrindra TSY MAMPIRAFY no sady BOGOSSY koa(tsy oe tena bogossy be fa manjary lasan'ny sipa hafa fa na dia izany aza misy jerena e!)
ka dia iza hono no mba liana?
ka le efa manambady ve no tedavnao sa le mbola selibany e. hihihihi
70. ja
(
20/07/2006 20:23)
tokinao>elà koa nga mitady?
tena raha izao no mitohy asiana takelaka speciale ngamba no mety sa ahoana ry xxx sy tokinao?
tena raha izao no mitohy asiana takelaka speciale ngamba no mety sa ahoana ry xxx sy tokinao?