aiza no misy an'izany??

41. MTN ( 11/07/2006 10:45)
hi hi hi, jerena fotsiny. Mitady ange ilay izy fa tsy hoe hiaraka eh :-D
42. ja ( 11/07/2006 16:51)
Herimiafina:

Le hoe tsy mifoka tsy migoka tsy mampirafy sady bogosy misy fa mety pelaka dia ahoana ny atao? hehehehe=))=))



hihihihihihihihihiih
43. Mifenty ( 11/07/2006 19:02)
mamzelkely:
fasaly siora zay le mahampinamana mifampizara ny manta sy ny machaka na ny vô hoketrehana aza
44. mamzelkely ( 12/07/2006 06:26)
mifenty :? manin kay :roll: k'hita fa zany ko :-D:-D:-D
45. sarobidy ( 12/07/2006 07:12)
Le izy aza xxx izy de tsy fantatra oe aiza no handondona kouh , zà saika hanome sopapa kely.
46. ja ( 12/07/2006 09:37)
hihi sarobidy,misy miteny soa soa dia mba lhl ilay xx fa tsy viavy?izy ary toa tsy hita ntsony knou

47. Mifenty ( 12/07/2006 14:23)
tsy azo tsy araka tsy hay ny tin ja tenenina le humm
48. ja ( 12/07/2006 17:54)
mifenty>enjeo @ moto raha tsy azon'là
hihihihihihihihi
tongava aty ampianariko teny gasy,toa za ndray ty no lasa profn'là
49. MTN ( 12/07/2006 18:36)
za lo na tsy maharaka aza tsy ho any eh,
aiza ny papiéan'ialahy?
ary ny papiéan'ny moto?
...
50. ja ( 13/07/2006 19:35)
MTN>ka tsy elà nge no nanaovako proposition e!
:-P:-P:-P:-P
51. tsoupou ( 14/07/2006 08:17)
Rehefa mba mahita an'io
xxx:
bandy sady tsy mifoka no tsy migoka no tsy miloka no sady indrindraindrindra TSY MAMPIRAFY no sady BOGOSSY koa(tsy oe tena bogossy be fa manjary lasan'ny sipa hafa fa na dia izany aza misy jerena e!)
dé mba teneno a fa mba omeko anreny ko bavinay an :D :D :D
52. tsoupou ( 14/07/2006 08:20)
Ary sao dé ity =(( zany e ???
53. pissoa ( 14/07/2006 12:17)
tsoupou:
dé mba teneno a fa mba omeko anreny ko bavinay an
:-w:-D:-D:-D
54. ja ( 14/07/2006 14:50)
aise tsoupou e!hihihihih
55. Mifenty ( 14/07/2006 16:55)
hummm zany a
56. ja ( 16/07/2006 13:13)
mifenty>eka oz
57. Tokinao ( 17/07/2006 15:21)
xxx:

izaho oa ry ireto mitady bandy sady tsy mifoka no tsy migoka no tsy miloka no sady indrindraindrindra TSY MAMPIRAFY no sady BOGOSSY koa(tsy oe tena bogossy be fa manjary lasan'ny sipa hafa fa na dia izany aza misy jerena e!)
ka dia iza hono no mba liana?



sô de mbô tena za miits ary no tianao tedavna. hahaha.
fa enao aloha iza e : sô de sipa mifoka, no sady migoka, no manidina koa. hahaha


58. ja ( 17/07/2006 18:25)
Tokinao>:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
humm "ton nom n'est pas modeste" aloha e!
59. Herimiafina ( 18/07/2006 11:49)
Izay tokony ho an'i xxx dia avelao ho azy ry ja an! hehehehe=))
60. Mifenty ( 18/07/2006 12:53)
:^):^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2957