Resaka SIDA
1. soanja
(
09/07/2006 03:55)
Izao izany vao kopy ny fanjakana hatramin'izay fa somary tantely afa-drakotra ihany ny vola natokana hiadina amin'i SIDA tany Mada hatramin'izay. Fa dia efa volabe no lany vao hita ny olana sasany.
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=44527&r=4&d=2006-07-08
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=44527&r=4&d=2006-07-08
novalian'i prime ny 31/10/2006 13:48
2. MTN
(
10/07/2006 10:33)
Tsara ny tara noho ny tsy misy. Za gaga mihitsy fa ireny assocition ireny toa tohana ery nefa tsy fantatra akory ny tena ataony. Deviana 3 million atao 5, dia avy eo mbola tsy vita ihany ny kasaina natao. Dia avalona ny association fa mamorona vaoavao...
Tena mbola mitana ny maha-taranaka piraty ny malagasy ve isika?
Tena mbola mitana ny maha-taranaka piraty ny malagasy ve isika?
3. Achia
(
15/07/2006 07:40)
Izany eo ihany fa tao dago efa nisy ol ray zay hoe mhasitrana sida ko maninona ra ny zavatra nataony no hatsaraina na hanaovana fandinihana sady @ zay hoe tsy mahazo mitsabo intsony igahy rainy , fa le sida koa aloha otran'ny aretina misitery e
4. sarobidy
(
18/07/2006 11:40)
Aicha < zà ko mbo naheno fa tô tsy nisy tohiny tsony iny resaka iny.Mampalahelo.
5. Herimiafina
(
18/07/2006 13:46)
Association fantome no fiantsoana ireny.
Efa ela ihany ny fi-retracer-na azy ireny no efa henoko tao Dago tao.
Ny FID efa nanao, ny PSDR, ny PMPS, sns.
Fa ny olana mantsy dia appât du gain no mahavoa ny olona ankehitriny ao Dago ao amin'io resaka io, tsy ny SIDA ihany no tratran'io fa rehefa misy marché rehetra dai hahitana io apppât du gain io avokoa.
Na aty andafy aza dai manahirana mihintsy io fitiavambola be io loatra.
Ny Association dai tsy tokony ho à but lucratif mihintys, tsy tokony hahitana benefices, sns, nefa dia izay no maha-motivé ny olona hanangana association hahazoana marché.
Raha tia vola izy dai tokony ho entreprise individuel no hatsangany fa any tsinona no ahitana ny coefficient de deboursement hahafampo azy kokoa noho ny manangana association.

6. toovs
(
26/07/2006 09:32)
Achia: ka raha sanatria misy remède na calmant na fanasitranana tanteraka ny sida ange de bedebe ny entreprise maty e. heverinareo fa tsy business be angah ny mihodinkodina ao ka ze olona iray sy roa ve no hhafaty ny marché am zany. sady ny chercheur scientifique gasy koa angamba menatra ra hoe io rangah io mahita zavatra nefa ry zalah manana diplôma tsy mahita ko.
bref bdb ny zavatra mifamaofao ao fa aza mandany andro am zany fa marary eo ny lohanao
bref bdb ny zavatra mifamaofao ao fa aza mandany andro am zany fa marary eo ny lohanao
7. xxx
(
26/07/2006 12:37)
Hay ve ry toovs e, ny siantifika gasy indray angaha no nisakana an'ileiry. ary manana pouvoir be noho ny ministeran'ny fahasalamana anie iznay ny siantifika gasy sy ny manana diploma e!
Achia, anontanio ny anglisy
Achia, anontanio ny anglisy
8. Fiffi
(
31/07/2006 14:47)
tena tsy misokatra indray ny jereo eto aty an! La page à laquelle vous tentez d'accéder n'existe pas ou n'existe plus8O