Mbola ty fitiavana ity ihany eee!
1. llalah
(
06/07/2006 11:49)
Salut!
Mbola resaka tovolahy ihany , satria za tena mahita zavatra b dia b ato @ty serasera ity oe !
Ny lhl koa ny ankamaroany tsy mba sincère , zany hoe raha hadihadina @ an-kapobeny ny toetrany dia ny an-kabeazany tsy mba manana io toetra io , f' anga sarotra be ny hananana io toetra io sa ,,,,,,?

novalian'i Lalah ny 08/07/2006 19:19
4. xxx
(
06/07/2006 13:46)
tena voadona mafy mintsy enao zany ee.:twisted::twisted::twisted:
aza zeneralizena moa le izy fa tssssssss, zao na tsy marina voatery tsy maintsy atao satria efa taxe an'izay foana :D:D:D:D:D:D:D
8. Herimiafina
(
06/07/2006 16:19)
llalah:
Salut!
Mbola resaka tovolahy ihany , satria za tena mahita zavatra b dia b ato @ty serasera ity oe !
Ny lhl koa ny ankamaroany tsy mba sincère , zany hoe raha hadihadina @ an-kapobeny ny toetrany dia ny an-kabeazany tsy mba manana io toetra io , f' anga sarotra be ny hananana io toetra io sa ,,,,,,?
Olona tsy sincere ve no resahany aiza izy no ho sincere kosany e! :-D
13. llalah
(
07/07/2006 06:57)
Salut!
Betsaka no tsy mahazo an'le hoe sincère , tsy tena mba milaza zay ao am-pony sy ao @ eritreriny , ary tsisy ifandraisany mintsy ny hoe refa tsy manome voninkazo v dia tsy sincère , toetra roa samy hafa mintsy io , tsy mba mazava fo zany eee! zany v de,,,,, tsy haiko tsony ny hanazava azy eeee!
zany oe na dia critique aza ny zavatra ataonao @ ola iray
Ary ho an'lay nilaza hoe ny ola resahany koa angamba tsy sincère , ra za manokana no teneninao dia faran'zay sincère a! tsy tiko ny zavatra miafinafina , ka zay no mahatonga ana indrindra hanontany oe "sarotra b v ny ananana io toetra io?"
Enao zany raha manana meilleure amie ohatra kely ity ; dia misy zavatra tiany ( oh hoe akanjo na ôtr'zany ,na ohatra hoe coupe ny volony ka tia,ny hatao lay izy , dia na tsy manendrika azy v dia teneninao ,fôna oe mety b amindry akia ! raha lhl ndray , raha manana problem izy dia mitady solution aminao , izy koa nefa manana eritreritra zay fanapahan-kevitra raisiny , fantatrao tsara anefa fa tsy mety aminy zay décision zay dia hiteny v enao hoe mety! zany rehetra zany azo ilazana ny sincèrité daôly eee!
Ary ny hoe voadona ,,,,,, sanatria ary aza misy anie zany ,,,,, fa lay izy ôtrany mandreraka b ny mieritreritra azy oa ! ka nahatonga ana mba hanontany
Betsaka ny azo ilazana ny hoe sincère raha eo @ andavan'androm-piainantsika rehetra eeee! Na ny resaka fitiavana zany !

14. mandrindra
(
07/07/2006 07:34)
fa i llalah ve tena idealy ary milaza minkitsipo izay rehetra heverin'i llalah fa mety na dia mandratra aza ?
15. pissoa
(
07/07/2006 07:38)
Betsaka no tsy mahazo an'le hoe sincère , tsy tena mba milaza zay ao am-pony sy ao @ eritreriny ... zany oe na dia critique aza ny zavatra ataonao @ ola iray
Izaho manokana dia mahita fa tsy zakantsika izany sincerite (absolue) izany e. Resa-be koa izany olona milaza hoe sincere be izany (foana).
Jereo fotsiny ohatra amin'ny tsikeran'ny sary ato e :-D:-D:-D Raha vao misy sincere dia avy daholo ny malala-tsaina rehetra miteny fa ianao angaha tena tsara be, na hoe ianao no tery saina, sns.
Jereo koa ny resaka eto amin'ny forum. Rehefa misy miteny hoe tsy tsara io (indrindra amin'ny ara-pitondran-tena), dia lazaina fa manenjika, mitsara ... Ianao angaha tsara? Ianao angaha no fanaperana? Alalao ny sainao, sns.
Ny marimarina kokoa, ny tadiavintsika dia sincere ny olona rehefa manome bon points ho antsika, fa tsy tokony ho sincere kosa rehefa misy zavatra ratsy.
Hmmm, tsy manala tena mihitsy aho amin'io resaka io, satria izaho dia tsy sincere foana tsinona amin'ny fiainako, fa indraindray zah diplomaty :-D:-D:-D (teto zao zah sincere be mahitsin an :-D )
18. llalah
(
07/07/2006 12:29)
mandrindra:
fa i llalah ve tena idealy ary milaza minkitsipo izay rehetra heverin'i llalah fa mety na dia mandratra aza ?
Za ry mandrindra tsy idealy fa za tena toetrako mihintsy ny milaza ny ao m-poko sady tonga d mahintsy sy manazava ny antony ary za rehefa tenenan'ola an'zany koa dia tsy mba tezitra na sorena na oe tsy haiko oe malahelo rehefa misy critique ataon'ny namako na ola ana ( tena marina io ry zareo an ! rehefa azavainy amiko ny antony ,,,,,
19. llalah
(
07/07/2006 12:40)
pissoa:
Betsaka no tsy mahazo an'le hoe sincère , tsy tena mba milaza zay ao am-pony sy ao @ eritreriny ... zany oe na dia critique aza ny zavatra ataonao @ ola iray
Izaho manokana dia mahita fa tsy zakantsika izany sincerite (absolue) izany e. Resa-be koa izany olona milaza hoe sincere be izany (foana).
Jereo fotsiny ohatra amin'ny tsikeran'ny sary ato e :-D:-D:-D Raha vao misy sincere dia avy daholo ny malala-tsaina rehetra miteny fa ianao angaha tena tsara be, na hoe ianao no tery saina, sns.
Jereo koa ny resaka eto amin'ny forum. Rehefa misy miteny hoe tsy tsara io (indrindra amin'ny ara-pitondran-tena), dia lazaina fa manenjika, mitsara ... Ianao angaha tsara? Ianao angaha no fanaperana? Alalao ny sainao, sns.
Ny marimarina kokoa, ny tadiavintsika dia sincere ny olona rehefa manome bon points ho antsika, fa tsy tokony ho sincere kosa rehefa misy zavatra ratsy.
Hmmm, tsy manala tena mihitsy aho amin'io resaka io, satria izaho dia tsy sincere foana tsinona amin'ny fiainako, fa indraindray zah diplomaty :-D:-D:-D (teto zao zah sincere be mahitsin an :-D )
Misaotra betsaka an'i pissoa nanazavazava ny fiheveranao lay oe sincère ,
Hitanao mantsy ny nahatonga ana ôtrany oe mametra-panontanina dia za zany eo @ an-davanandrom-piainako tena tsy mba tia manafinafin-javatra zany( tena marina io pissoa ) fa za tsy maha tezitra , na maha sorena na malahelo raha misy miteny na mi- critique ana ! rehefa manazava ny heviny na ny antony izy eo @ fisehoan-javatra iray ka ilako hevitra any aminy !