Mbola ty fitiavana ity ihany eee!

21. Herimiafina ( 07/07/2006 13:41)
Raha izaho manokana dia mahita fa tsy misy eto antany ny olona sincere tanteraka izany, efa niezaka nanao an'io aho ohatra fa ny tena gravy dai tsy mitsahatra mandratra na mampitomany olona dia vao maika mitombo bebe kokoa ny olana manenjika ahy e!

Ny tena olana izany amiko dia tsy ny olona tsy sincere mihintsy fa ilay miresaka aminy mahatonga azy tsy sincere, responsabilité à deux io fa tsy an'ilay tsy sincere ihany.

Ny olombelona mantsy tsy mba tia mihaino ny marina fa kosa tia mihaino izay tiany henoina ihany.
22. pissoa ( 07/07/2006 13:48)
llalah:
Misaotra betsaka an'i pissoa nanazavazava ny fiheveranao lay oe sincère ,
Hitanao mantsy ny nahatonga ana ôtrany oe mametra-panontanina dia za zany eo @ an-davanandrom-piainako tena tsy mba tia manafinafin-javatra zany( tena marina io pissoa ) fa za tsy maha tezitra , na maha sorena na malahelo raha misy miteny na mi- critique ana ! rehefa manazava ny heviny na ny antony izy eo @ fisehoan-javatra iray ka ilako hevitra any aminy !

Tsy misy isaorana :oops: Hmmm, aza tenenina daholo ka, izay tena ilaina ihany tenenina.

Ny hoe tsy tezitra rehefa misy miteny na mikritika rehefa manazava ny heviny ilay olona. Io angamba iraisan'ny olona rehetra. Ny antony mahatezitra olona iray aminao mantsy, dia misy zavatra tsy mazava tsara aminy na ny teninao na ny nataonao, sns. Diniho ny olona rehefa tezitra, Tsy azoko mihitsy anie izany ee na hoe Fa maninona? Dia maninona? Koa maninona, sns. Izany no miverimberina eo am-bava na ao an-tsaina. (Oops, ary toa lasa mpandinika fihetsik'olona indray ny asako kle :-D:-D:-D ) Fa rehefa azony tsara ny hevitrao na ny nataonao sns, dia tsy tezitra intsony izy.

Ny olana dia tsy mitovy ny fahafahana sy fahaizan'ny olona mahazo zavatra iray. Ny mety amin'ny sasany, tsy voatery hoe mety amin'ny hafa (noho ny antony be dia be tsy ho voatanisa eto). Ny sasany manga no loko tiany moa ny sasany maitso ... Dia eo no hilana fitandremana rehefa mitsikera na miresaka fotsiny aza, mba tsy hoe feno lolom-po sy ady ary olona maratra any anatiny any ny tany. Afaka "sincere" foana fa ny fomba fiteny azy no kajiana ... Toa efa tsy sincere (tanteraka) intsony nefa amin'izany.
23. ikalakintina ( 07/07/2006 14:02)
ka resampitiavana olondroa anie angamba raha ny fahazoako azy no tian'i ilalah tenenina e!, za alou efa nahita kofy tsy milaza ny marina mitsy e!, tsy fantatra tsony ze marina sy ze tsy marina hany ka na marina aza no lazainy de hoatry ny lainga, ny fahazoako le sincère angamba , mba milaza ny marina na de ts'izy rehtra ary e!, satria araka ny ohabolana kou ny marina rehetra tsy filaza, fa ze hita oe important sy ilaina,
24. xxx ( 07/07/2006 16:24)
Tsy manafin-javatra? nudiste izany?
25. Lalah ( 08/07/2006 19:19)
Ilalah moa iza fa toa mangalatsa pseudo, njy an! asoriko io "I" be anjy io ra tratrako njy, njy kalokany tsy sincere satria m imiter ny pseudo ako, halazako njy, hm:cry::cry::cry::cry::cry::cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1699