vavao be

1. LazaDaddy ( 06/07/2006 00:38)
nomen'ny sasany "anaram-bositra" vaovao be moa ny tenanay tato ho ato, ka dia mba misora-tena ho "namana vaovao" na dia tsy foy aza ny tena anarana fampiasa eto. hahaha!
Kanefa tsy midika inona akory io anarana io an! hahaha!
novalian'i arson ny 14/07/2006 10:44
2. pissoa ( 06/07/2006 06:09)
hahaha!
3. LazaDaddy ( 06/07/2006 06:33)
inona ny mahatsikaiky an'i Pissoa? Daddy ange tsy misangy e! :wink:
4. pissoa ( 06/07/2006 06:37)
Hihihi, congrat ary Daddy e :-*:-D:-D:-D
5. LazaDaddy ( 06/07/2006 06:39)
:roll:
6. pissoa ( 06/07/2006 06:50)
Tonga soa eto am'serasera :-*
hahaha!
7. kally ( 06/07/2006 07:13)
Dia faly mahita an'ilay anarana vaovao izany. -Tena mba faly tokoa ve sa mody resaka fotsiny izany? Tsy tezitra koa aloha e!
Ary niala tamin'ny gasigasy anie ianareo izany dia niha-vazahavazaha hahaha

8. LazaDaddy ( 06/07/2006 07:18)
kally:
Tena mba faly tokoa ve sa
fa iza no faly? so de misy tezitra kosa? hahaha!

kally:
Ary niala tamin'ny gasigasy anie ianareo izany dia niha-vazahavazaha hahaha
:-$ hahaha!
9. sarobidy ( 06/07/2006 07:33)
tsy arako mihitsy izy zany.
10. vale ( 06/07/2006 11:05)
hummm, arahabaina marina ilay anarana vaovao kaloha e, fa na izany aza tsy hadino ilay taloha kah:wink: tongasoa izany koh!!:lol::wink:

11. LazaDaddy ( 07/07/2006 03:52)
Misaotra anareo rankizy amin'ny fandraisana a :-*
Hendre tsara daholo fa mbola andeha hitsena an'i mummy sy hividy ice cream ho anareo daddy an! hahaha!
12. arson ( 07/07/2006 11:27)
misotra dadilahy a!
hahahaha tsy maintsy oe hendry ko.:-D:-D:-D:-D
13. cutie ( 07/07/2006 18:03)
:-D:-D:-D:-D
aleoko ihany le ray :-D
14. xxx ( 10/07/2006 01:19)
diso fanatenana nga cutie? maiza mionona akia =)) =)) =))
15. LazaDaddy ( 10/07/2006 01:44)
cutie> za kou ange aleoko ihany le ray e! :wink: hahaha!
arson> nitsonika teny an-dalana ilay izy fa tongava @ Cold Rock refa mirava ra te hihinana...hahaha!
16. dadabe ( 10/07/2006 03:25)
kiii elah ve less no ho namana vaovao tsy ndeh koa zah mba hanao hoe namana vaovao :wink:

Daddy izany anie =dadabe ihany izany e:-w:-w:-D:-D
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 06-07-2006 11:37:27
Lohateny : Re : vavao be
Hihihi, congrat ary Daddy e


inn no dikan'izany hoe congrat izany ??:-w
17. LazaDaddy ( 10/07/2006 05:26)
dadabe:
kiii elah ve less no ho namana vaovao tsy ndeh koa zah mba hanao hoe namana vaovao :wink:
Fa maninona lesy ry vadin'i Mamabe? hahaha


18. cutie ( 10/07/2006 18:22)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-07-2006 06:19:15
Lohateny : Re : vavao be
diso fanatenana nga cutie? maiza mionona akia

zany nga no dikan'io nosoratako io :-D
19. arson ( 11/07/2006 04:44)
:?::?::?:
20. cutie ( 11/07/2006 12:12)
i arson nga le xxx:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5949