vavao be

21. LazaDaddy ( 12/07/2006 04:23)
i cutie angaha 'mummy'? hahaha!
22. cutie ( 12/07/2006 10:14)
i lazadaddy nga pappy:-D:-D:-D:-D
23. arson ( 12/07/2006 10:50)
reo zany nreo mitsam a!
tena @ le OUI mitsy!tehaka kely aloe!=D=D=D=D
hahahahaaa:-D:-D:-D:-D
24. dadabe ( 12/07/2006 12:24)
ary izay zah vao kopy le lazadaddy de aveo misy resaka cutie kayy le masaka less baina a =D=D=D
25. cutie ( 12/07/2006 13:27)
dadabe alazako @ bebe eo fa ataovy :-D:-D:-D
26. Herimiafina ( 12/07/2006 15:22)
LazaDaddy:

nomen'ny sasany "anaram-bositra" vaovao be moa ny tenanay tato ho ato, ka dia mba misora-tena ho "namana vaovao" na dia tsy foy aza ny tena anarana fampiasa eto. hahaha!
Kanefa tsy midika inona akory io anarana io an! hahaha!


Niova style kay ny kama tato an, ny ahy indray leisy aleo izao ihany fa tsy hatao herimipoitra tampoka klé. :-D
27. cutie ( 12/07/2006 15:26)
:roll::roll::roll:
28. arson ( 14/07/2006 10:44)
tsy aleo ve herididipoitra mihitsy e!:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2861