tsy aiko lazaina eh!!
1. booz
(
06/07/2006 16:49)
mba ampio reto a!!!!nis ol zay manko niarak tamiko nef tena tsy nasiko sira mitsy fa itako iz oe ti ana kanjo tampoka teo nandray decision iz fa o faranana ny aminay fa mijaly lotra iz miarak amiko.teo vo tsapako ny tena fitiavako az,ef nambarko az zany saingy otran'ny tsy iova evitra tsony iz.in ny ataoko??
novalian'i booboo ny 21/08/2006 14:07
2. pissoa
(
06/07/2006 16:52)
Taitra ny olona tsy mba taitra ka taitra irery vao mamaky takotra ... hoy ny fitenenena.
Ialana tsiny raha masiaka io teniko io. Olona miaraka aminao ve dia tsy asianao sira? Dia mba ahoana izany?
Tsy dia hitako izay azonao atao rehefa noteneninao izy dia miandry izay tiany fotsiny ianao sisa.

4. fasaly
(
06/07/2006 17:00)
fombafombanjavatra ihany io e!
alamino ao fa sam mizàka ny nataony ny rehetra nefa mety hifandravina ihany:wink:
alamino ao fa sam mizàka ny nataony ny rehetra nefa mety hifandravina ihany:wink:
5. fijo
(
06/07/2006 17:10)
booz an,samy mba mahazo ny anjarany e,taloha izy no narary,izao kosa mba indry indray.dia mba dinio tsara amin'ny manaraka
6. ramialy
(
06/07/2006 17:24)
mba leo kosa izy am'farany, nefa raha tena tia anao izy mety mbola misy kely ihany any indrindra raha fantany hoe tia azy ianao, fombany ihany io rehefa ialany vao tena hita ny hatsarany Mirary soa e
7. booboo
(
06/07/2006 17:31)
raha te handeha izy dia avelao handeha dia fadio ny mi-harceler azy @ tél sns fa maika izy handositra lavitra beeeeeeeeee anao mihitsy !
Rehefa elaela kely dia iresadresaho moramora eny ihany fa aza harceler-na mihitsy @ zay koa nareo mba samy efa naka recul tsara aby.
Rehefa tsy te-hiverina aminao intsony mihitsy izy dia amboary ny saina sy fo fa zay zany.

8. cutie
(
06/07/2006 17:56)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 06-07-2006 21:59:33:-D
Lohateny : Re : tsy aiko lazaina eh!!
Sao dia mba tia hiran'i Rija Ramanantoanina izy?
tonga de io koa no tao an-tsaiko we mitovy ny hiran'i Rija zany tantara zany :-D
9. vale
(
06/07/2006 21:05)
booz:booz: indry izany no voan'ilay fitenenana hoe"ny bonheur hono tsy tena tsapa raha tsy efa tsy eo am-pelantanana intsony"!! fa dia ataovy izay azo atao rehetra izany hiverenany e! mahereza.
mba ampio reto a!!!!nis ol zay manko niarak tamiko nef tena tsy nasiko sira mitsy fa itako iz oe ti ana kanjo tampoka teo nandray decision iz fa o faranana ny aminay fa mijaly lotra iz miarak amiko.teo vo tsapako ny tena fitiavako az,ef nambarko az zany saingy otran'ny tsy iova evitra tsony iz.in ny ataoko??
10. vale
(
06/07/2006 21:09)
ramialy:ouay, tena mitovy hevitra @ ramialy koa aho, ts'hita ê!! fa dia mahereza e.
mba leo kosa izy am'farany, nefa raha tena tia anao izy mety mbola misy kely ihany any indrindra raha fantany hoe tia azy ianao, fombany ihany io rehefa ialany vao tena hita ny hatsarany Mirary soa e
12. olotoano
(
07/07/2006 03:48)
tsotsotse fotsiny ny koz'ko aminao eh!
r'hefa tsa nasianô sel izy de 'njaranô 'ndraky midemerda sucre mbô hampamamy azy.
Meteza rouky eo amin'ny plasiny.
Von'kazo aza tsa misy mpanondraka malazo!
r'hefa tsa nasianô sel izy de 'njaranô 'ndraky midemerda sucre mbô hampamamy azy.
Meteza rouky eo amin'ny plasiny.
Von'kazo aza tsa misy mpanondraka malazo!
14. fasaly
(
07/07/2006 04:10)
hummmmmm! io njay misy xxx manome virus klé iza njay re io e!:roll::-w:-w:-w:-w
15. mamzelkely
(
07/07/2006 05:42)
de mahereza fa betsaka ny olona toa anao refa eo izy ts rarahina de refa lasa izy vao hoe malahelo
avelao izy alou hande any haka saina tsara fa ra tena mbola tia anao izy de miverina ihany arak'io lazain booboo io
avelao izy alou hande any haka saina tsara fa ra tena mbola tia anao izy de miverina ihany arak'io lazain booboo io
19. xxx
(
07/07/2006 08:52)
:-Dza tsy @toerany aloha eh fa de ataoko tsapanao ko oe za nge ka mahay tsy mitia anao samy manana ambom_po mantsy ny olona indrindra fa eo @resaka fitiavana ny hany fanafody ngamba de ny fifonana ataovy haingana so diso tara lotra mahereza:lol:
20. MTN
(
07/07/2006 10:22)
za momba an'i fiffi, anaovy fikafika ao dia rehefa tsy poinss dia mody miala tsiny koa ianao dia miala.:°)